hanana amin'zay ny gasy
22. Jeankely
(
25/04/2007 08:46)
Misaotra anao nathie86. Tsy dia ilaintsika loatra ny dedaka sy dokadoka fa miezaka isiaka ny hanasoa ny tenantsika, ny fianakaviantsika ary tsy manimba ny firenentsika ny ataontsika fa mifanampy mitady hevitra ny hampisondrotra azy.
23. fijo
(
25/04/2007 22:21)
io fisaina amaha malagasy io mihintsy no tokony ezahana mafy hiverina any amintsika.satria raha very io fototra io,dia very isika
24. paris10
(
27/04/2007 15:23)
marina zany ry fijo a!zany koa ve dia ho sarotra be?ny toetsaina no efa ::-w:-w:-w:-w:-w
25. tamberina
(
28/04/2007 11:34)
ny tsara aoka isika tsy hanonona anarana itsony fa mandreraka,samia manohana izay tiany, tsy mifanambany fa samy malagasy e!
26. Jeankely
(
30/04/2007 06:42)
Marina ny anao tsy tsara tokoa ny mifanambany saingy raha Malagasy efa ho 20 Million no lazaina vendrana kosa mba marary ihany ny fonay. Tsy mahasoa ny ady sy mifanaratsy fa izay hanitatra ny saina sy hampivoatra no tokony dinihana.
28. Jeankely
(
03/05/2007 14:00)
Ankizy any amin'ny EPP no tokony miresaka amin'ialahy ry Mpams. Tsy maninona fa atao fandaniana andro. Afabaraka i ialahy fa efa rakatry ny pokona.
