Fanavakavahana finoana

1. salmo1 ( 19/04/2007 15:43)
Isika eto an-tany dia samy mpino sy tsy mpino daholo, misy karazany ny Andriamanitra raha ny fandinihako azy.

Any Mscar misy finoana zay... zany oe: io finoana io ihany no tokony hinoany olona. ôtrany didy tsy maintsy hatao lay izy.

Raha taitra amzany ireo islamista silamo ivelany tsy hikorotana be ve kle:?:

Asa, zah ôtrany manahy.
novalian'i cutie ny 26/04/2007 23:05
2. rush ( 19/04/2007 16:01)
mandehana aloha ry salmo mianatra katé vao mirediredy eto a!
3. ikaretsaka ( 19/04/2007 19:50)
salmo> efa nianatra katesizy?
izy aza efa any madagasikara..
ato ialahy tsy mahazo mirediredy an!
4. rakaroka ( 19/04/2007 21:35)
ikaretsaka:

salmo> efa nianatra katesizy?
izy aza efa any madagasikara..
ato ialahy tsy mahazo mirediredy an!


Tena manamafy ny resaky Ika eto aho: hoe "any Dago"...somary ferana izay ny fomba fijery (araka ny "sujet" sy ny "tendance" hoe
"commentaire dirigé" araka ny saim-pantany no
tokony resahina: il faut se limiter!)
Fa aty @ misy anay dia "sokafana" mihitsy ny saina
hihevitra "autre possibilité" izay tsy nananana....
anefa azo lazaina fa efa ao anatin'ny mihoam-pampana aza indraindray!:-D:-D:-D
5. cutie ( 19/04/2007 22:14)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 19-04-2007 17:43:39
Lohateny : Fanavakavahana finoana
Isika eto an-tany dia samy mpino sy tsy mpino daholo, misy karazany ny Andriamanitra raha ny fandinihako azy.

misy karazany araky le finoana isan-karazany inoanao :lol:
6. fijo ( 19/04/2007 22:16)
ka any mada anie le finoana fitaovana handemena ny olona e;efa hatrany ampiandohana no efa izay ny asany
7. cutie ( 19/04/2007 22:25)
Any Mscar misy finoana zay... zany oe: io finoana io ihany no tokony hinoany olona. ôtrany didy tsy maintsy hatao lay izy.

ka misy mampihorohoro ny sasany we very any @ afobe raha vo tsy .........:-D
8. fijo ( 19/04/2007 22:30)
efa tany ngaha hono le mpampitahotra???:idea::idea::idea:
9. cutie ( 19/04/2007 22:33)
za mba gaga
halako mitsy :-D
10. fijo ( 19/04/2007 23:01)
mety main'nyafo kitay lery de nibaradaka eto ko
11. cutie ( 19/04/2007 23:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 20/04/2007 12:51)
"I am not laughing at the danger" hoy ny Gasinglisy:wink:
13. prime ( 24/04/2007 13:46)
Isika eto an-tany dia samy mpino sy tsy mpino daholo, misy karazany ny Andriamanitra raha ny fandinihako azy.

Any Mscar misy finoana zay... zany oe: io finoana io ihany no tokony hinoany olona. ôtrany didy tsy maintsy hatao lay izy.

Raha taitra amzany ireo islamista silamo ivelany tsy hikorotana be ve kle

Asa, zah ôtrany manahy.
... lohahevitra "eritreritra mandalo" angamba no tena mety amin'ito kanooooo... sa ts'izany?:)
14. Fiffi ( 24/04/2007 14:26)
tsy atao mahagaga ny dinika halefan'i salmo.....:roll:
15. fijo ( 25/04/2007 05:21)
ika an,ka lery anie mety tsy nahay nisorona afo e
16. majesty ( 25/04/2007 05:50)
:D:D:D dia ampy
17. prime ( 25/04/2007 13:40)
:-D:-D:-D
18. fijo ( 25/04/2007 22:53)
asa ko,may tany de nibaradaka
19. Rasiligaoma ( 25/04/2007 23:27)
pipi ampandriana eo io boay kely io asain'ialahy isany misorona afo andro harivariva
20. cutie ( 26/04/2007 23:05)
lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0902