lasopy mangatsiaka

1. ftma ( 18/04/2007 22:04)
Efa manomboka mafana ny andro ka sao mahalala karazana lasopy mangatsiaka ianao.
Ity no fanaoko: poivron rouge, concombre, tomate, celeri, tetehana madinika dia mixe-na asiana sira sy poivre dia avela hangatsiaka kely ao anaty frigo.
novalian'i xxx ny 25/04/2007 16:19
2. cutie ( 18/04/2007 22:55)
lasopy paiso :lol:
3. meva2 ( 19/04/2007 08:10)
carotte au gingembre
4. ftma ( 19/04/2007 08:25)
meva2 ahoana ny fanaovana izany?
Cutie: aiza no hisy paiso atao lasopy
5. booboo ( 19/04/2007 08:39)
hihihihi eny hoà ? dia masira sa mamy zany lasopy paiso zany ?
6. majakely ( 19/04/2007 08:42)
voatabia asorina ny hodiny sy voniny de mixer na ,asina sel de celeri kely sy tabasco kely de lasa zao eee ,avela ao anaty frigo vetivety aloha,azo tapohana rano kely mba tsy harihitra loatra
7. mikeh ( 19/04/2007 10:00)
glasy hafanaina dia mitsonika lasa lasopy :lol:
8. ftma ( 19/04/2007 11:27)
majakely: tsy ohatry ny jus de tomate ve izany?
mikeh: ela kosa efa te hihinana glace de mamorona eo
9. kelly13 ( 19/04/2007 12:36)
za klou tsy mahay fa ny soupe au pestou fihinana @ andro mafana fa aza anontaniana za oe ahona ny fanaovana azy an, hihihi
10. rapala ( 19/04/2007 17:49)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-04-2007 00:55:09
Lohateny : Re : lasopy mangatsiaka
lasopy paiso

indry ity ry cutie an, mba fantatrindry moa ny dikany hoe lasopy?:-D:-D sô dia tsy mahalala mankony:lol::lol:
11. cutie ( 19/04/2007 21:12)
hihiihhihi
nareo a
efa we misy lasopy paiso, asiana toaka kely zay le izy , fa njkaso alou taididko le anaran'le toaka hihihi
masira io ka , asiana creme fraiche ry booboo a :lol:
12. cutie ( 19/04/2007 21:44)
ze voankazo rehetra mety daholo @ lasopy mangatsiaka , ny voasary no tsy haiko :-D
13. booboo ( 20/04/2007 11:02)
Cutie > :°)...tadiavo malaky ara lé recette hihihihi
14. sakaizakely ( 20/04/2007 11:22)
lasopy mangatsiaka : glasy
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img182.imageshack.us/img182/3064/chocoys5.jpg[/IMG][/URL]
15. karinah ( 20/04/2007 14:02)
cutie:

lasopy paiso :lol:
:-D:-D:-D:-D


16. ftma ( 20/04/2007 17:41)
efa hoe lasopy mangatsiaka ko golace sy paiso ve ety ho lasopy, lasopy izany misy lègumes na trondro fa tsy voankazo :lol:
17. cutie ( 20/04/2007 18:22)
:-w:-w:-w:-w:-w
18. cutie ( 20/04/2007 18:31)
ftma
tongava aty njy de entiko mihinana lasopy mangatsiaka bdb :lol:
19. meva2 ( 23/04/2007 11:02)
ftma: masahina fotsiny ny carotte,avy eo dia mixer-na miaraka @ gingembre, sel poivre. Izay fotsiny ka!
20. cutie ( 23/04/2007 16:46)
lasopy ovy sy tongolo be koa tsara mangatsiaka:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2142