bozylove
21. xxx
(
19/04/2007 10:41)
salmo1 chuttttttttttt :-$
ka mbola haverina ihany nefa efa hitako tato ko
ka mbola haverina ihany nefa efa hitako tato ko
23. xxx
(
19/04/2007 11:33)
salmo1 tsy matahotra izany za fa ela ihany no tiako hahalana ahy sady anatra hoan'ela irery le izy :lol:
24. salmo1
(
21/04/2007 09:04)
xxx: ok ary e :-D
Ndry kou anie miavona be rehefa asina manao an-le izy e. Lazaina fa kamo fôna isan-andro zao 8)
Ndry kou anie miavona be rehefa asina manao an-le izy e. Lazaina fa kamo fôna isan-andro zao 8)
25. bozylove
(
23/04/2007 15:11)
[size=13px]salmo1, enao izany tena spécialiste ny XXX ainao daolo ny psedon'ireo mpanao X 8O 8) 8O[/size]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
27. beranto
(
13/05/2007 22:47)
Ary malaza ratsy sy mpiady aman'olona mintsy ilay bozylove io. Atsy @ tsikera aza izy tenenina de tonga de miakatra
28. lehilahytsyresy
(
17/07/2007 07:39)
1er conseil ho an' i bozylove: aza dia manaiky mora tezitra fa manjary vao maika provoquen'ny olona.
2eme conseil: aza mi-se baser amin' ny hoe pseudo dia hanendrikendrika olona tsy manan-tsiny. Olona samihafa tanteraka ny tao amin' ny caramail sy ny ato amin' ny serasera.
Mila manana bon sens ianao.
2eme conseil: aza mi-se baser amin' ny hoe pseudo dia hanendrikendrika olona tsy manan-tsiny. Olona samihafa tanteraka ny tao amin' ny caramail sy ny ato amin' ny serasera.
Mila manana bon sens ianao.
