grand temple

21. ikaretsaka ( 20/04/2007 12:47)
Booboo, Fijo, Ndao koa isika hanao raha izany le!
22. xxx ( 20/04/2007 20:55)
Fijo: iza zany zokinao ao aminay Apokalypsy zany? zah mantsy zanak'i Pasteur Mailhol. Io fiangonana io anie raha vita ho an'ny olona rehetra eh! kah aza malahelo am zany nareo ry ikaretsaka ah!
23. Fiffi ( 20/04/2007 21:23)
nga tsy silamo io ?
24. ikaretsaka ( 20/04/2007 23:18)
XXX: zanany t@ vadiny fahafiry ianoa kay?:wink:
25. xxx ( 21/04/2007 13:06)
Tena mampalahelo an'i Fiffi mihintsy io silamo io ka efa nisy resaka silamo izay in-1 andro zay d tsy tiany mihintsy an! mazotoa mivavaka ary kou! Apok: io eh!
26. fijo ( 25/04/2007 05:25)
ika sy booboo an,ndao fa buzna io an,sosy be miraraka hoazy.


xxxxx an,ny fiangonana hoan'ny rehetra ngambany ,fa ny saosy azy irery ô
27. pimaso ( 26/04/2007 14:18)
Miracle mon amie
Alleluiah!
;-)
;-)
;-)
28. Rasiligaoma ( 27/04/2007 14:12)
L'association cultuelle Apocalipsy de Madagascar (Fam) aura un grand temple évalué à 12,4 milliards d'ariary.

angaha lasa culturelle indray ilay apokalipsy?
29. prime ( 30/04/2007 09:20)
rasily> Mamaky tsara ve nareo e...:-D na ny eglizy katôlika na ny fiangonana protestanta (FJKM, Loterana...) dia "association cultuelle" daholo no iantsoana azy eo amin'ny lafiny lalàna raha eto dago... fa ny tsirairay no mbola samy manana ny azy eo amin'ny charte, constitution, textes de base, règlement intérieur...
30. tsiafoi1 ( 30/04/2007 11:02)
Tsara aloa le hoe aleo mitifi-danitra sao mba sendra maha-tifi-borona kosa!

31. Rasiligaoma ( 30/04/2007 13:59)
tena hianatra ilay mandeha eo ambony rano ohatran'i Chris Angel aho dia hanao miracle mon ami..
fa tena bizna be izy ity le.
32. pimaso ( 02/05/2007 08:19)
aza adino ny vahoaka madinika rehefa tonga @ fanjakanareo nareo e!
;-)
;-)
;-)
33. tsiafoi1 ( 02/05/2007 09:54)
Fanamarihana kely fotsiny, tsara le positiviste be fa mba jereo ihany ny eo ambany maso aloa, ny enceinte ny apokalypsy amin'izao en ambodin'isotry sady maloto no tsy mendrika izany hoe toerana hiantsona ny anaran'Andriamanitra tena Masina sy be voninahitra izany.
Ny mpitondra migalabona @'ny 4X4, nefa ny 80% ny membre raha atao indray mijery mitsipozipozy, ny mararin'ny demonia tsy tambo isaina. Mba asio topi-maso ihany izay lafiny izay sao tonga @'ilay tenin'Andriamanitra hoe "Any @'izay misy ny faty no ingonanan'ny voro-mahery"
34. ikaretsaka ( 03/05/2007 16:18)
Ny mpitondra migalabona @'ny 4X4, nefa ny 80% ny membre raha atao indray mijery mitsipozipozy, ny mararin'ny demonia tsy tambo isaina. Mba asio topi-maso ihany izay lafiny izay sao tonga @'ilay tenin'Andriamanitra hoe "Any @'izay misy ny faty no ingonanan'ny voro-mahery"


ka izay ilay izy... samy tsy misy tonga saina rehefa ao.

io ilay ilazako foana hoe aza de fanatika loatra , ary tsy mampaninona mihitsy ny manao examen de conscience,miala ilay borne, manao jery todika, ary raha ilaina dia tsy maninona ny manda sy mandinika ilay Inoanao aloha izay vao miverina indray
mijery hoe avy aiza aho ary handeha ho aiza, na hoe aiza ho aiza ny misy ahy izao eto anivon'izao tontolo izao sy andriamanitra?
35. rrgmt ( 12/05/2007 22:23)
Maro indray izao ny gasy no hirona any satria mahita hoe misy saosy any,( indrisy ry gasy mahantra ka mora vidiana) na dia hita aza fa ny faminanian'ilay mpitarika dia sandoka avokoa ary avy eo hamboamboarina.
Efa akaiky ny farany hoy Fiffi izay !:x
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0628