Momba an'i xxx
1. hery
(
18/04/2007 09:04)
Ity dia fanazavana ho an'ireo namana izay tsy mahalala an'i xxx... indrindra fa ireo namana vaovao. (Misy anakiray izay koa izay tsy mahalala :-p)
Ny xxx eto amin'ny dinika serasera dia ampiasain'ny namana rehetra izay te handefa hafatra kanefa tsy te hiseho amin'ny anarany.
Betsaka ny antony. Ohatra hoe zavatra mikasika ny fiainany manokana, na zavatra atahorany hahafantaran'ny olona azy, na hadalana tsotra izao (indrisy... misy adala koa ato tsinona)
Noho izany raha te hanao xxx ianao rehefa manoratra dia jereo eo amin'ilay hoe Mpanoratra, misy ny anaranao eo dia ao ambanin'ny anaranao misy hoe Tsy Lazaina. Raha io "Tsy lazaina" io no fidinao dia lasa xxx ianao.
Tandremo fa na xxx aza ianao dia fantatry ny mpandrindra ilay dinika mba hisorohana amin'ny fanararaotana.
Ny faniriana dia mba hoe rehefa tena tsy afa-manoatra vao hampiasa xxx.
Mahazo manandrana eto ambany :-p
Entre pà, iza no ho top biz @ volana mai?

novalian'i xxx ny 10/08/2007 11:14
7. diamondra27
(
18/04/2007 09:59)
toa nisy ps "xxx" io mihintsy tato koa! efa elaela ihany izay , dia misy ny momba azy raha tsy diso aho
kalou jereko kely we
kalou jereko kely we
10. xxx
(
18/04/2007 12:03)
salmo1:io aza mba azoazo:twisted:, le panenjikendrika reny ny tena loza:twisted:
hery: de atao aôna zany rehefa manao toetra tahakanio i xxx :?:
13. xxx
(
18/04/2007 13:26)
zà kalou de hanao xxx foana manomboka izao fa manjeraka be lay fanararaotana ry xxx sasany dia hanararaotra koa aho:-P
19. ftma
(
18/04/2007 21:58)
cutie: izany nga :wink:
fa atao inona aloha le biz'oroka e? voatery mamaly ko avy eo de ...:wink: misy soratra mantsy hoe "raha mahay mamaly"
ary lasa xxx daholo izy izany, manjary very ny maha izy anao fa aza mba manao xxx izany :lol:

20. cutie
(
18/04/2007 22:22)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 18-04-2007 23:58:31
Lohateny : Re : Momba an'i xxx
cutie: izany nga
oui oui akia Fa cherie a hihihihihi:wink::-*