ny hevitrao raha ny cousin sy cousine no miaraka
21. ifara
(
17/04/2007 20:24)
pissoa:
ifara:
le cousine no tô nandra
andray ! fa maninn no le cousine no nandra fa tsy le cousin ? :-D:-D:-D
ka ny lehilahy adala, fa ny vehivavy no tokony hisaina
22. randria2
(
17/04/2007 21:21)
Problème de consanguinité, raha te-ho sampona ny zanakareo de ataovy de zakao ny vokany e !!!
23. xxx
(
18/04/2007 15:17)
za efa niaraka tam cousin-ko fa sady resy lahatra ihany fa tsy mety ilay izy dia niafina be. soa ihany fa taty aoriana dia tsy niaraka intsony fa samy nifanalavitra ny toerana nipetrahana sady niova mba nisaina amin izay e :{
24. luciana5
(
18/04/2007 17:46)
8O tsy matotra zany!
maninona raha ilay voisin:{ na voisine no herahana , de zay!
maninona raha ilay voisin:{ na voisine no herahana , de zay!
25. tynah
(
18/04/2007 20:56)
Mpinadahy zany kah tsy mety eh!!! otran'ny hoe handeha hi tsoda ny zandriko lahy ve zah? na ny zokiko lahy?:oops::oops::oops: aleoko maty ho haongana.
26. sasa
(
19/04/2007 05:17)
hevitra efa nande teto ity tany aloha tany fa za aloha d contre an'le cousin cousine miaraka, mitadiava hafa lavidavitra kokoa fa mbola akaiky kely loatra ireo
28. vale
(
19/04/2007 23:04)
xxx::{:{:{:{:{:{:{:{:{ hihihihi!
za zao miaraka am cousin ako d maninona? mifankatia izahay tam za tany dago d nankaty za mifanoratra mail isan'andro zay sns ...tsy itako ny blem amizany ,mba manao aventure e
29. lanissa
(
20/04/2007 16:30)
tsy mety kosa zany we cousine-nao no iarahanao ko tena tsy mety mintsy. na ianao manao an' zany aza ve tsy hafahafa, vevavy bdb io v de any @ cousine no hifototra. biby angamba no mpanao an' zany
mieritrereta ihany re, na ny vokany any aoriana any aza!!! ny imagenao eo @ fiarahamonina!!! ny havanao menatra @ny ataonao!!! sns reny mba jerevo fa aza de manao an' zany. ny zavatra atao koa ane mba mila fakafakaina ny antony anaovanao azy sy ny vokany avy eo e.
ho an' le cousine ndray, izy koa tokony misaina fa tsy hanaikinaiky fahatany eo, maty pasipôro eo any e...zay vô gaga, mahita hafa any sy hateo ny cousin-nao de eo ianao no raisina.
tsy mety le izy e

30. ikaretsaka
(
21/04/2007 13:53)
ny zanak'alikako aza ry reto tsy mety miaraka mihitsy le izy 1 kibo iny ka misy mpianadahy lahy sy vavy. fa mitady alika meme race aminy any an-kafa foana rehefa hampanaranaka an-dry zareo!
mainka fa ny olombelona?
mainka fa ny olombelona?
31. jobily
(
21/04/2007 15:12)
amiko indray aloo zanakolona mpirahavavy fona no tsy mety fa ankoatrizay dia mety avokoaa ary le sampona lazainareo tsy misy fifandraisany @ cousine sy cousin zany raha ara science no jerena sa ahoana hoy nareo ???
32. pimaso
(
21/04/2007 15:15)
imalala > io antony io no mahatonga ireny annonce de coeur alefa @ journal ireny,
rehefa tsy mahita partenaire dia afaka mividy fa aza mifamototra izany,
sampona eo ny zaza vao gaga,
hevitra ny ahy fa anao ny safidy,
manasa tanana i pilato
rehefa tsy mahita partenaire dia afaka mividy fa aza mifamototra izany,
sampona eo ny zaza vao gaga,
hevitra ny ahy fa anao ny safidy,
manasa tanana i pilato
34. arialy
(
27/04/2007 12:29)
:o
misy mahita angano an, ny havana akaiky no hiarahana, raha fantatra fa havana kosa tsy mety e , fa raha tsy fantatra mety azo amboarina iany , na dia zany aza tsy METY
misy mahita angano an, ny havana akaiky no hiarahana, raha fantatra fa havana kosa tsy mety e , fa raha tsy fantatra mety azo amboarina iany , na dia zany aza tsy METY
39. dongadonga
(
29/04/2007 12:56)
ka marina izany kou ,aiza ve de efa fantatra izao fa mpianadahy de mbola miaraka ihany ,ny mpianadahy tsy mifankafantatra aza efa tsy fidiny ,ny biby tsy misy saina no manao anizany ,hoatra ny akoho le azaaaaahh:-D:-D