Lalao bola=pétanky

21. mamzelkely ( 25/04/2007 08:23)
fijo havanay sy kelly avy aiza klou e :-w:-D:-D
22. kelly13 ( 25/04/2007 12:34)
fijo>hay v misy rohimpihavanana tsika e! mdrrrrrrrrr
23. fijo ( 25/04/2007 21:43)
mamz sy kely,havana avy aty ka
24. Samoana ( 02/05/2007 15:31)
Miarahaba ny rehetra indray:wink:
Vita soa aman-tsara ny lalao no sady faly nihaona tamina namana 2 ny tenanay. Isaorana izy ireo nanampy t@ fanatontosana iny hetsika kanetibe iny.
Isaorana manokana ny namana xxxx tsy nikely aina namboatra sy namahana ireto vahoaka 80 isa t@ alalan'ny sambosa sy lasary miampy hena ritra sy sy "look's", ...:*
25. fijo ( 02/05/2007 21:46)
ary adinon'ialahy le trondro le.tsy itan'ialahy ngaha ireny taolana be teo amiko ireny?????nanidina kely mihintsy nody kle.
kely an,hay ve i tita kely le havantsika e.
voatsika ireny rasamoina raha eo no manao amintsika an.
le bandy nadresy finaly ireny aza anie 13/8 no nandreseny anay nefa tsy misy mpitifitra e.
26. Samoana ( 03/05/2007 14:25)
ireny bandin'i Aix nandresy ireny be chance be foana isaky ny mi-laboly. I montpellier favori aza nahintsany t@ demi
Lisany ry fijo tokony tafita ihany fa tsy nangôdy loatra raserge:-D. Ikala monika mpitifitra koa nanao be saingy somary namotsotra t@ nilàna azy e ?
miaraka @ menafotsy isika @ manaraka fa zà tsy hanao potô an-databatra intsony kle:-D
27. fijo ( 03/05/2007 21:59)
samoana ,tena nifamaly kely mihintsy izy mivady teo ko.hi hii tezitra kely monika fa lery sady tsy mametraka no tsy manala.izay anie no nanovana tetika hoe za no natao pointe de lery navadika ampovoany e.fa ny olana de vao lany ny bala voalohany dia tsy tafametraka intsony izahay,de manana boule roa azo ampiadian afoana ny adversa.fa rah atsika telolahy le tany vichy mety niady tamintsika ireny aix ireny kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2896