Hijoro ho vavolombelona izahay

1. rabaradaka ( 16/04/2007 14:05)
Hanoratra amin'ny gazety rehetra ny mponina manakaiky sy manamorona ny tranon'Atoa RAVALOMANANA Marc hilaza fa "tsy nisy izany saika hamono azy tamin'ny 3 aprily hifoha 4 aprily izany ary tsy nisy olona na iray aza nanenjika ireo olon-dratsy na koa nanao andrimasom-pokonolona. Diso ary famitaham-bahoaka no nataon'Ato Praiministra."
Ho afaka naraka marina izany razokobe Jeneraly be galona sakakelin-dRavalo
novalian'i Jeankely ny 25/04/2007 06:22
2. Fiffi ( 16/04/2007 14:20)
rabaradaka: heu.....de ireny ve de azon'ny mpanao gazety avovoaka fotsiny am-zao ? le hoe saika nisy namono izy ? :roll: ary nefa toa nivoaka tam gazety misimisy hiany izy io sa.....? :roll:
3. salmo1 ( 16/04/2007 14:25)
rabaradaka:
Hanoratra amin'ny gazety rehetra ny mponina manakaiky sy manamorona ny tranon'Atoa RAVALOMANANA Marc hilaza fa "tsy nisy izany saika hamono azy tamin'ny 3 aprily hifoha 4 aprily izany ary tsy nisy olona na iray aza nanenjika ireo olon-dratsy na koa nanao andrimasom-pokonolona. Diso ary famitaham-bahoaka no nataon'Ato Praiministra."
Ho afaka naraka marina izany razokobe Jeneraly be galona sakakelin-dRavalo
=))=))inona dôly lety reto:?:
4. Fiffi ( 16/04/2007 14:36)
resaka tsy arakao zany ry salmo aaaaaaaa
5. salmo1 ( 16/04/2007 15:14)
:roll::roll:
6. mandrak ( 16/04/2007 16:11)
Fijoro ho vavolombelona izahay rabaradaka:

"tsy nisy izany saika hamono azy tamin'ny 3 aprily hifoha 4 aprily izany ary tsy nisy olona na iray aza nanenjika ireo olon-dratsy na koa nanao andrimasom-pokonolona. Diso ary famitaham-bahoaka no nataon'Ato Praiministra."




Fiffi:


Saika nisy namono ny Filoha Ravalomanana, ny alin’ny 3 avrily.

Midi Madagascar




fa iza mitsy ntena mariné ny ray "fijorona vavolombelona" de ny ray "hoy ny gazety"?

Sode mba passon d' Avril any Ato Praiministra kosa ary io ry fiffi :-D:-P
7. Fiffi ( 16/04/2007 20:15)
mandrak: de asa akia fa ....:-D:-D:-D de iza no hinoana am-reo aloha ? :wink::-D:-D
8. vakiniadiana ( 17/04/2007 05:20)
Izahay aloha mipetraka eny akaiky teny fa ny hitako aloha dia nisy fotoana nosakana ny lalana nankeny dia avy eo nisy miaramila maro nivezivezy eran'ny tanàna, tsy tafiditra tany an-trano izahay t@ alina dia ny ampitso t@ 7 maraina vao nosokafana ilay lalana mankany aminay
9. ronaldo09 ( 17/04/2007 08:37)
Le fiffi tsy manana argument fa miteny ze azony tenenina fotsiny!Rabaradaka mijoroa leity vavolombelona !
10. sonwin ( 17/04/2007 09:03)
dia avy eo? :°)
11. Fiffi ( 17/04/2007 13:10)
ronaldo09:
Le fiffi tsy manana argument fa miteny ze azony tenenina fotsiny!Rabaradaka mijoroa leity vavolombelona !
heu.....ka lazao aza ny marina eh ! de omeo ny porofo.....satria enao hiany zany no tokony mahalala ny marina ? :roll::roll:


12. madera2 ( 18/04/2007 17:59)
zay zany!
13. fijo ( 18/04/2007 22:50)
i vakiniadiana io milaza zavatra hafahafa;ka naninona no nisy io zavatra hafahafa io????
14. rabaradaka ( 19/04/2007 06:18)
Mampiroaroa saina tokoa aloha ny navoakan'ny gazety rehetra nefa izao no tsarovy TENIN4INGAHY pm INY DIA AVOAKAN4NY GAZETY; zARAN4NY GAZETY AZA MISY AMBARA; mBA DINIHO IZAY MARINA E
15. bazylou ( 19/04/2007 22:25)
eh oui, any ra8lad marina isika, tsy misy hafa tsy lainga , hataka ary fahantrana no iainana, pauvre gasy de ra8!!!!!!!:-P:-P:-P
16. Jeankely ( 25/04/2007 06:22)
Ity resaka "Poor of the M/car President" ity mba ajanony e. Ianao manana avy amin'ny ezakao. Izahay raha mahantra tsy mangataka ny volanao Bazilou. Ny ezakay no haninay ary faly sy ravo amin'ny kely azonay izahay. Raha io heo fahantrana io foana no hanakivianao ny vahoaka Malagasy dia mbola ho avy koa ny anjaranao fa mahay manome ny sahaza anao ny vahoaka mahantra amin'ny andro tsy heritreretinao. Mahantra tokoa ny Malagasy fa tanisao foana sy ataovy reharehanao "All around the world". Izahay aleo hitady izay hanatsarana azy amin'ny fomba madio.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.126