Mety ho fantatrao ny atao:

1. Bita ( 16/04/2007 10:26)
Mino aho fa ato @ ity pejy ity no azahoako mametraka ireto fanontaniana ireto ary maniry valiny mahafa-po raha tsy ato @ ity pejy ity dia lazao hoe aiza no tokony asiana azy? Inona avy no ilaina raha te hijanona na hiova nationalité ny olona iray. Aiza no mandeha ary inona avy no ilaina? Biz
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 18:54
2. Fiffi ( 16/04/2007 11:12)
heu...eny am tribonaly hiany no ahafahana hanaovana an'io raha tsy diso zah ! fa aleo ds sy fijo no hanomé ny heviny eto.....
3. bidagda ( 16/04/2007 14:04)
efa nanontany an'io t@ mairie nay aho ka eny @ tribunal no hanaovana azy de arakaraky ny cas nao, izaho ko vao hangataka fa mbola tsy ny se déplacer satria zatra le mairie foana no nikarakara ny ttsiko zao tsy maintsy za manokana
4. Fiffi ( 16/04/2007 20:38)
Toutefois, dans certaines circonstances, nom ridicule, nom pouvant porter préjudice…, une procédure de changement de nom peut être envisagée. Le décret du 20 janvier 1994 précise les démarches à accomplir pour obtenir la modification de son nom. Dans un premier temps, il vous faudra faire publier au "Journal officiel" et dans un journal d’annonces légales votre intention de changer de nom, en précisant le nouveau patronyme choisi.

Vous adresserez ensuite votre demande au ministre de la Justice. Il s’agit d’une simple lettre dans laquelle vous indiquerez les raisons pour lesquelles vous demandez la modification de votre nom. Vous joindrez à votre demande diverses pièces.

L’autorisation de changement de nom ne pourra vous être accordée qu’après l’écoulement d’un délai de deux mois à compter de la publication de votre intention de changement de nom au "Journal officiel". En cas de refus, vous pourrez faire un recours devant le Conseil d’État.
5. Bita ( 17/04/2007 17:42)
Izany ho sarotsarotra ihany izany ny lalana vao ho tonga any @ izay alehany ny mpandeha? Misaotra daholo fa dia voaray ny hafatra fa hifampiarahaba isika raha mety ny atao.:-*
6. Fiffi ( 17/04/2007 18:54)
heu.....nefa rehefa vita io fangatahana io de "hono" toa aingana hiany de azo ny valiny koh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.45