FIHAONANA MAHAJANGA 2007 (tohiny)

1. naritsimba ( 16/04/2007 08:20)
Nisy ny nanontany fihaonana ho an'ny namana ka dia ity jerena e! navadika ato indray fa sao sarotra tadiavina.

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45feacfe7fb31
novalian'i tedrand ny 20/06/2007 07:57
2. mbaliana ( 16/04/2007 10:25)
mifampidipiditra be izy zany
3. Fiffi ( 16/04/2007 11:03)
ka ny olana de tsy vakian'ny namana le efa niseho....sady tsara raha naverina le izy kah ! :)
4. dadie ( 16/04/2007 12:32)
hevitra tsara alo e
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
5. menavolo ( 16/04/2007 17:58)
tena mety mihintsy zany fa arosoy e
6. sasa ( 17/04/2007 05:41)
menavolo tsy mila aroso tsony io fa efa raikitra mintsy kan! efa miandry ny namana hisoratra anarana sisa
7. naritsimba ( 17/04/2007 07:12)
Dia faly manoratra eto indray zany ny tenanay, tapaka t@ fivoriana fa ho raiketina lay sortie @ grande vacances any Mahajanga,fa ny daty no niova kely noho ny fangatahan' ny be sy ny maro satria tena tafalatsaka ao anaty jeux des iles ilay daty teo aloha. D
epart Tana :jeudi 23 Aout maraina ary miverina jeudi 30 maraina, ny toerana hipetrahana sy ny transport dia efa voaomana ka ny participation dia 500.000fmg na 100.000 ariary compris ny transport ,ny sakafo ary ny hofatrano; fa ny ankoatry izay dia samy mamoaka vola am-paosy, hisy ny fisoratana anarana ho an' izay andeha mba hahalalana ny isan' ny olona, ka ny fara fisoratana anarana dia 30 juin ka izay dilan' io dia tsy mandray intsony izahay, ny fomba fandoavana ny participation dia efa afaka mandray izahay mpikarakara, ka izay fomba fandoavanao azy càd ohatra manana 100.000fmg ianao @ ty mois ty dia afaka raisinay izany fa tokony ho feno io vola io mandrampahatongan' ny fin juin ,
NB: ny vola efa lasa dia tsy miverina intsony n' inoninona tsy fahafahana, omena RECUE izay mandrotsa-bola , ary omena etsy ambany ny laharana hiantsoana ireo olona afaka mandray an'io participation io:
glou: 0320416886
ravatorano:0320459118
voahirana:0331260987
dia manantena fa be ny andeha satria vitsy ny mpinamana manao voyage organisé toy izao ka mino izahay fa hahafinaritra io 1 semaine hiarahana miaraka io

glou_
8. Angie ( 17/04/2007 08:25)
za alou ato marary fo mihintsy ato mahita ity resaka ity e. noho ny olana teknika @ asa dia mety tsy ho afaka handeha @ io fa ny olana iray koa dia tsy misy place intsony ny retour mois d'aout, efa nasesy ny agence rehetra.

Ny hany hita dia mois de juin retour juillet ihany ka dia akory atao fa tsy misy mampionona aza moa mionona maika fa mahita anareo marobe hirevy toy zao tsy hamono tena ve no hiafarako ato.

Dia ho hita eo
DS: Tsy mety @ nay less lay miala any France

Fa na izany aza dia manantena ny namana ho tonga maro tokoa ary mba hiaraka hanala azy ampifaliana @ zany.
9. sasa ( 17/04/2007 10:50)
Angie d amin'ny manaraka indray akia efa mihaona aminay foana ianareo izay tonga avy any d amzay koa isika mba mirevy be indray e!:-*:-*:-*
10. fijo ( 17/04/2007 22:05)
angie an,raha mahita retour aout ndry de retour alohan'ny 10 no itandry
11. tisera ( 03/05/2007 07:49)
:)mahavita be ianareo any dago é! bonnes vacances izany ô!
tsetsatsetsa tsy aritra : sao mba misy mahafantatra ny trano azo hofaina any mahajanga volana juillet/août? ny zanako mantsy no ho any dago dia mba tiako hamonjy ranomasina any mahajanga miaraka @ renibeny sy ny nenitoany/dadatoany ary ny cousins sy cousines-ny (mety hoe: olon-dehibe:5 +ankizy5) sa ve efa tara loatra fa efa voafandrika daholo? miala tsiny fa nahita ny resaka mahajanga aho dia nanararaotra nampiditra ity resaka ity.
12. voahirana ( 14/05/2007 17:16)
dia manentana anareo izay maniry ny handeha vacances zany fa efa maro ireo milaza ny handeha,ny fanantenana dia ny fahatongavantsika betsaka amin'io fotoana, koa manapaha hevitra dieny izao fa efa misy ireo nisoratra anarana an!! hilaina ho fantatra mialoha izay handeha mba hanamboarana ny pro rehetra mba ho hanomanana ny dia.Dia manantena ny fanapahantsika hevitra amin'ny fotoana ilana izany an!! ary manantena ny fahatongavantsika maro
13. sasa ( 15/05/2007 05:41)
voahirana bizzzzzzzzz njy :-*:-*:-*:-*:-*
tongava daholo fa hafinaritra be io ry namana an
14. fijo ( 15/05/2007 21:51)
indrisy eeeeeee
15. sasa ( 16/05/2007 06:06)
fijo aza manao indrisy izany fa ny manetsa be mbola ho avy e
16. mbaliana ( 16/05/2007 19:02)
sasa> alohan'nyhanetsana dia mbola mamfy aloha =))=))=))
17. fijo ( 16/05/2007 21:30)
sasa an,ka tsy hay hoe rahoviana le hanetsa ko:oops:
18. mbaliana ( 17/05/2007 11:33)
rehefa avy mamafy ra fijo a
19. fijo ( 17/05/2007 20:54)
sao dia hafangarondry amin'ny mijinja ary ity resaka
20. sasa ( 18/05/2007 11:18)
fijo refa tonga aty elah manetsa koa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1262