sipa maimbo

41. Fiffi ( 17/04/2007 19:02)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0032.gif[/IMG]
42. xxx ( 17/04/2007 20:41)

inona indray ity manjo an'i bozylovy ?

toa lasa detektiva tampoka teo ? nefa tsy mahavoa raha ? Efa manomboka sahady ve ny fiverenantsaina @ alzheimer ?
:{:{:{:{:{:{
43. nikopol ( 17/04/2007 21:06)
=))=))=))=))

ny sipa hono ohatrany fromazy, ze maimbo ihany no tena tsara
44. xxx ( 17/04/2007 22:02)
bozylove> na enao aza dia afaka manao xxx

Rehefa manoratra dia fidio ao amin'ilay Mpanoratra hoe "Tsy lazaina"

Ary tena noheverin'i bozylove fa olona iray daholo marina ny xxx eto =))

Zah zao ity olona hafa... fa mampiasa tsy lazaina dia miova xxx

Efa mba manazava tsotsotra aho io sao dia miakatra eo indray :-p

45. salmo1 ( 17/04/2007 22:11)
nikopol:
ny sipa hono ohatrany fromazy, ze maimbo ihany no tena tsara
=))=))=))
46. salmo1 ( 17/04/2007 22:12)
nikopol: ny fromazy tena tiako la vache ki ri, nefa tsy maimbo :-D
47. xxx ( 17/04/2007 22:13)
Ho an'i bozylove avy amin'i xxx


48. pissoa ( 18/04/2007 05:19)
niko + salmo1 = :-w:-w:-w
:-D:-D:-D
49. bozylove ( 18/04/2007 11:09)
xxx:
Io dia mbola mampiseho indray fa tsy hainao ny fampiasana ny xxx eto amin'ny serasera. Tena tsy mahazo mametraka dinika tokoa raha tsy misoratra anarana, fa ny olona manao xxx anie ka tena
misoratra anarana ato amin'ny serasera e !

Raha izaho no toa an'i Bozylove, [size=13px]manontany ampahatsorana ny fomba fanaovana xxx aloha satria ianao io koa dia afaka manao xxx toa anay), izay vao miteniteny foana amin'ny menamena toy izao ... manala-baraka tena[/size]




[quote=xx]inona indray ity manjo an'i bozylovy ?

toa lasa detektiva tampoka teo ? nefa tsy mahavoa raha ?[size=13px] Efa manomboka sahady ve ny fiverenantsaina @ alzheimer ?[/size]


[size=13px]Maninona no manao XXX aloha, inona no mahamenatra??? ary ma toa ny tompon'andraikitra mamela ny olona hanao anonyme XXX tsy hitako ny antony hisoratana anarana eto.[/size]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/cavapas.gif[/IMG]

[size=13px]Sa kosa ny mpindraikitra eto koa mba hanamora ny fiafenana @ ny mahatompon'andraikitra azy eto dia manao XXX koa[/size]

izaho aloha tsy manao XXX anonyme izany e , izaho mampiseho fa Bozy 8).ary tsy manalabaraka tena aho na ny kely aza fa mampiseho ny zavamisy eto.

izay fandraisanareo ahy dia raiso izay mahafinaritra anareo manao XXX isany avy. 8O 8) :roll: 8)

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Zen/acupuncture-9302.gif[/IMG] [size=13px]Bozy tsy mi degonfle na feno aza ny tsindrona omenareo an'i Bozy [/size] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/soleil5.gif[/IMG]


Ary mamaky XXX aho, amiko dikany mitovy daolo.8O 8)
50. xxx ( 18/04/2007 11:25)
ny an'i bozy kosa wa de tompojn'andraikitra zao foana..;tsy hiala am sezany ange ireo na hoe hanipy gants e!:°)
51. bozylove ( 18/04/2007 11:54)
xxx:
ny an'i bozy kosa wa de tompojn'andraikitra zao foana..;[size=13px]tsy hiala am sezany ange ireo na hoe hanipy gants e[/size]!


[size=13px]Fantatro anie fa tsy hanipy gants , sy mitohy tsy mirarahara izay soratana any aminy e ny tompon'andraikitra eto e :roll: :roll:8O, tsy misy valiny na kely aza ny zavatra soratana any webmaster , efa mahazatra ; fa mampiseho fotsiny ny zava misy eto[/size] e :-) 8) 8O

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/3_4_7v.gif[/IMG]
52. xxx ( 18/04/2007 19:24)
[size=13px]Aleo zahay hanao xxx amin'izay misy zava-misy holazaina ianao e[/size]:)8)8O:roll:
53. tynah ( 18/04/2007 20:34)
Tsy aleo ve nareo ry " xxx " sy " bozylove " manokatra dinika hafa mintsy momba ny xxx sy ny fampiasana azy sy ny sisa fa mankaleo be le izy eh!!! laozanareo miady fotsiny eto nefa eto namana no tadiavina???
54. ikaretsaka ( 19/04/2007 03:09)
eny hoa ry tynah
55. hery ( 19/04/2007 07:22)
Raha anoratana bizz ny webmaster dia mamaly tsara kah :-)

andramo ange e =))
56. salmo1 ( 19/04/2007 08:15)
ra sipa na madama lay webmaster de mety nandefa ihany izaho kle :{
57. dongadonga ( 19/04/2007 12:47)
ny sipa tsy maibo fa fofona naturaly ireny an ,manitsa be zany hiii hiiiii:-D:-D:-D:-D:-D
58. Fiffi ( 21/04/2007 07:02)
:{:{:{
59. fasaly ( 21/04/2007 07:34)
dongadonga koa zany tena tia fofofofona mitsy ....:-P
60. dongadonga ( 26/04/2007 05:49)
ié zah kalongany de tena tia ,ary tena mpankafy:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2145