tsy haleo ve mifakatia

1. mamika ( 14/04/2007 15:32)
ciao azafady mba mila ny tononity hira ity raha mba misy misaotra.
novalian'i ikalaholy ny 16/04/2007 06:38
2. Fiffi ( 14/04/2007 16:15)
iza no mihira azy ?
3. ikalaholy ( 16/04/2007 06:38)
Salut!
Tsy haiko na ity hiran'i voahangy ity no tadiavinao na tsia ... Fa dia efa nampidiriko ao amin'ny tononkira
vaovao aloha !
Mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347