HO AVY NY TOMPO. MIAMBENA.....
21. ikaretsaka
(
17/04/2007 11:54)
iza voalazana'i diams sy pissoa sy ny sisa rehetra izay mihitsy..
tsy hoe ho avy izy de eo de hihorohoro eo
fa vonona
lapino> lapino: otran'ny mitsimbadimbadika be izany ny hevitrao io ambony io an
zavatra lozika be izany nefa ... raha ampitahorina ny olona dia lasa "kristy raha misy patsa" ho azy foana .
na tamin'ny fotoana naha mbola samy ankizy aza dia jereo fa raha misy matahotra tanalahy ny 1 ka ampitahorinao dia matetika nohon'ny fatahorany ilay tanalahy no mody hinamanany aminao sy anaovany ny sitraponao fa tsy noho ny maha ianao anao sy ny fitiavany anao velively!:wink:

22. lapino
(
17/04/2007 12:52)
Ika > sarotra raisina angamba ny hoe fitiavana sy fahatezerana mifanakaiky eo no iresahana azy
Raha maka ohatra isika, resaka mpifankatia ihany ...
- raha hikoty sipa ny bandy, dia mitory fitiavana no ataony, mi-invite azy hifampizara ny fitiavany
- rehefa zakany ilay sipa, dia miara-miaina aminy ao anatin'ny fitiavana
- fa raha tan-ty ka mijangajanga ilay sipa, izay efa niaraka taminy, raha ny tokony ho izy dia tokony hatahotra izy raha ho avy ilay bandy ... satria misy fatorana mampiray azy ao.
Ka tsy dia hoe mitsimbadika akory ilay resaka etsy ambony. Fa tsy azo iniana tsinontsinoavina ny tokony hitandreman'ny olon'i Kristy tsy hijangajanga.
- raha ohatra indray moa nokotiny ilay sipa fa tsy zakany, dia zon'ilay sipa ny manaiky na mandà azy. Raha mbola te-hiray amin'izao tontolo izao foana izy, na dia efa nandre ny filazantsara aza, dia safidiny izay, ary aoka ho azy; kanefa atao ho fahadisoana ve ny miteny aminy fa fahavalon'Andriamanitra io safidiany io?
(ny efa vadin'olona aza mbola ataon-dry zalahy hoe: oh lala, tsy aleonao za? ) :wink:

23. ikaretsaka
(
17/04/2007 13:04)
lapino> ao fa atao ary hoe efa nivady izy roa
fa le bandy (na le sipa ) koa na tohina aza ny fony tsy tokony hanao hoe ataoko minan'ny..... ianao raha mijangajanga amiko.
satria raha izay dia lasa tahotra ny "sao de ataon'ny anankiray minan'ny...." sisa no antony hiarahana fa tsy fitiavana tsony.
tsy toy iznay anefa amin'i Kristy

24. lapino
(
17/04/2007 13:35)
Vao mainka koa gravy raha efa nivady izy roa satria ilay sipa izany efa nahalala ny fitiavan'ilay bandy.
Ka raha ozizy le sipa hoe: "Izy tsy masiaka manasazy izany (araka ilay hiran'i Bessa), fa 'ndeha aho hijangajanga kely aloha; rehefa ifonako ve tsy havelany foana ny heloko e?!"
Na ahoana na ahoana, raha mijangajanga izy, dia nolotoiny izany ilay fitiavan'ilay bandy azy. Ilay mijangajanga koa anefa etsy an-daniny dia voalaza fa hoe : fanoherana an'Andriamanitra. Ka raha milatsaka ho isan'ny tariky ny fahavalon'i Kristy izy, safidiny malalaka koa izay, dia tsara kokoa raha fantany izay miandry any.
Sa hotakomana indray ary ve ny Teny milaza ny fahatezeran'Andriamanitra? Tsia.
Fa hono hoa, tsy misy préjugé ve any hoe, izay milaza momba ny fahatezeran'Andriamanitra dia mitady hi-manipuler olona amin'ny alalan'ny tahotra ? Dia ny 1/10n-karena no tanjona ? Raha misy tokoa olona misaina hanao izany, ka manatanteraka ny fisainany, dia aoka fa mbola hotsarain'Andriamanitra koa izy.

25. ikaretsaka
(
17/04/2007 14:46)
ka izay, Andriamanitra tsy masiaka ohatran'ny t@ andron'ny testamenta taloha intsony izao fa ilay "bandy" tsy hoe satria "nolotoiny" ilay isipa ny fitiavany dia veloma hatreo na hanabedy fa nojeren'ilay bandy fotsiny "ohatran'i piera" nanda azy in 3 dia tonga saina ho azy.
Izany no tena "dimbaka avy any Nazareta" aminy!
"mamela heloka isan'andro" hozy ilay hira izay!

27. ikaretsaka
(
17/04/2007 22:57)
Ilay jesoa araka ny fijerinay azy no dimbaka avy any nazareta...
tsy mila kabary laca fa maso dia kobo rapiera (jereo ny passion an'i lioka)

31. lapino
(
20/04/2007 11:38)
Ika > dia hijangajanga sy hinia hitohy hijangajanga daholo ve izany izay mahita fy amin'izany rehetra ? :roll:
33. Fiffi
(
25/04/2007 07:20)
lapino:tsy azoko.....
Ika > dia hijangajanga sy hinia hitohy hijangajanga daholo ve izany izay mahita fy amin'izany rehetra ? :roll:
34. fijo
(
25/04/2007 22:56)
fiffi an,efa amanarivony taona no voalaza fa hoavy hono izany.nefa inona no tonga teo????ny mpangalatra
37. rrgmt
(
12/05/2007 22:17)
Tonga ny ny antso sy ny fotoana isafidiana, na ny làlana malalaka,izoran'ny maro an'isa ka mifidy ny fahaverezana mandrakizay, na ny làlana ety (tery) ka vitsy no mankany satria mila fanetrentena, mila fibebahana, hiala sy hahafoy ny ratsy rehetra izay mifanohitra ny sitrapon'Andriamanitra (na dia tsy foy fa indraindray mahafinaritra) ary tsy menatra intsony ny ho vavolombelon'i Kristy amin'ny teny, ny asa, ny fihetsika rehetra. Tandremo fa tsy mora izany kanefa miaraka amin'Ilay nandresy na ny fahafatesana aza.
Ho an'izay misalasala, tapaho ny hevitra, atolory amin'ny vavaka mangina amin'i Kristy ny fo sy ny fanahy !