Dokambarotra.
21. karinah
(
14/04/2007 09:38)
in ary zany rah fantatrareo,
tsara matsiro sy tsy mankaleo,
biscuit tom fa in indray, lazao ny lebe fa tena milay,:roll:, masalama ary kou mahasoa:-D:-D
tsara matsiro sy tsy mankaleo,
biscuit tom fa in indray, lazao ny lebe fa tena milay,:roll:, masalama ary kou mahasoa:-D:-D
22. mamzelkely
(
14/04/2007 09:49)
un homme prend l'air sur son terrasse blablabla..
on va lui piquer les pieds
on va ui piquer le nez
on va le bouffer :miam:
booommmmmmmmmmmm :-D
on va lui piquer les pieds
on va ui piquer le nez
on va le bouffer :miam:
booommmmmmmmmmmm :-D
23. lanto
(
14/04/2007 09:59)
inona ary zany re fanta-droke
amy andro mafagnafagna mampanaranara
amy andro manaranara
mampafagnafagna
paperimenty robèèèèèè
tsy lay pub no ratsy fa le fitonana azy no exagerer-na, tsy mahay le tanim-paritra ny oul nalaina feo.
Fa mba tiko ndray le pub labozia maronjana hira gasy iny an! I rossy ngamba nanao an'iny ?
Raha mbola hazavana e tsisy toa an'i maronjana
raha mbola fampiasana e tsisy toa an'i maronjana
f'izy d mirary raha vidiana
na ny anarany aza mora tadidiana
aza misalasala mampiasà labozia maronjana ....
Mba tiko koa fa mampimémé le nanaovan'i Haja (manao gazety tao am rnm) an'ilay pub an'ny pile alpi :
"Pile alpi ho'a vidina !!!!"
Toa zah njay hanao pub eto :-p
Pub an'inona idnray ary no misy an'izao e :
"anaovy trano tsara tarehy hoe zah ?"

29. Stretch
(
14/04/2007 15:20)
http://www.youtube.com/watch?v=gjq9TAr1isU
ohatra ,
fa azafady ra nasosotra fa za sady nimé no lagy :-D
ohatra ,
fa azafady ra nasosotra fa za sady nimé no lagy :-D
33. kelly13
(
14/04/2007 17:03)
hay v le sipa tsisy tolana voadaroka (pour ne pas dire voadona) ny pné iny e, hahahahaha
35. kelly13
(
14/04/2007 17:13)
saika mba hizity hanao otrazy za fa saika tapaka ny tehezako hahahaha :°)
40. kelly13
(
14/04/2007 20:22)
sodafruit caprice, d eto mihira zay sodafruit caprice, manala heta² azonao sotroina @ ora tsy voafetraaaaa, sodafruit caprice d tohizonareo fa tsy tadidiko tsony