Cherche dévéloppeur Homme ou femme

1. xxx ( 13/04/2007 15:25)
Société à tanà recrute Développeur Web PHP5 Homme ou femme
Débutant(e) accepté(e)
Salaire motivant + primes

Envoyez CV à mavonante@yahoo.fr avant le 30.04.2007
novalian'i frazy ny 05/09/2007 08:41
2. bazylou ( 19/04/2007 22:34)
mba omeo chiffre hoe amin'ilay hoe motivant!!
raha 8 chiffre dia mety , fa raha latsak'izay tsy misy ilana azy!!:°):°)
3. rhina ( 05/07/2007 09:44)
mod oe salaire motivant+primes eo nefa indrindray ary tsy misy primes mintsy na d mahavita asa tsara otran inona ary.
Tonga d le salaire atao betsaka d mba lazao eto ho tsakotsakona e!
4. frazy ( 05/09/2007 08:41)
zany an! mbola mitady ve hatramin'izao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.088