mazotoa mihaino rehefa tsy mahavita mamaky baiboly ô!

1. diamondra27 ( 13/04/2007 15:11)
Ho an'izay tsy havanana @ famakiana baiboly dia ity indray izany misy solution hafa e! Mazotoa mihaino.
Mety ho samy hafa manko ny effet-ny fa tsy mitovy.

www.guadadvent.org/bible/bible.php


Dia mazotoa ô!

Ho anao izay tsy dia mahita tory @ alina, mba andramo henoina hoe.

:-*:-*
novalian'i tinah17 ny 28/11/2017 12:23
2. diamondra27 ( 13/04/2007 15:24)
Mifidy izay boky tianao henoina ianao dia ny chapitre sy ny toko , dia clik @ le hoe envoyer
Mivadika ny pejy avy eo
Dia misy soratra io hoe: écouter, de clik @io carré maintso misy flesy io

Mazotoa an :wink:
3. tsiafoi1 ( 13/04/2007 15:31)
Misaotra an'i Diams, fa za koa avy tao e! Mahasoa le izy ka
4. pissoa ( 13/04/2007 16:09)
Misy koa Pray-as-you-go , amin'ny teny Anglisy (efa nataoko tao amin'ny blaogy) ! Mirakitra ny vakiteny isan'andro (ao amin'ny fiangonana Katolika) + Vavaka sy fandinihana kely.

Dia mazotoa o !
5. ikaretsaka ( 13/04/2007 17:21)
pissoa:

Misy koa Pray-as-you-go , amin'ny teny Anglisy (efa nataoko tao amin'ny blaogy) ! Mirakitra ny vakiteny isan'andro (ao amin'ny fiangonana Katolika) + Vavaka sy fandinihana kely.

Dia mazotoa o !


teny angalisy mora azo ilay izy satria teneniny miadana.. (raha te hianatra ilay teny koa moa izany)

sady afaka arahina miaraka amin'ny bokina missal (frantsay/angalisy/ latinina) , sy ny boky sorona masina na amin'ny boky andron'ny tompo (teny gasy) , na prions en eglise (frantsay) ny evanjely ao.

"nahavoa roa ohatran'ny vehivavy nanihika ianao @ izay, ny trondro azo.....":-D
6. sonwin ( 13/04/2007 20:45)
o^o
7. rakaroka ( 13/04/2007 20:54)
Dia misaotra nizara e. Mahafinaritra:lol::oops:
8. dadie ( 13/04/2007 21:09)
misaotra eeee,mankasitraka
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/thanksfortheinfo.jpg[/IMG]
9. pissoa ( 13/04/2007 21:11)
milay be :-D:-D:-D:-D:-D
10. Fiffi ( 13/04/2007 22:30)
misaotra nizara fa tena tsara be io an !
11. ikaretsaka ( 14/04/2007 00:17)
diamondra27 :
Mifidy izay boky tianao henoina ianao dia ny chapitre sy ny toko

milay ilay izy fa lasa ohatran'ny manao tsabo 3 ndray ko...
12. majesty ( 16/04/2007 05:56)
:D misaotra an'i Diam's
13. diamondra27 ( 16/04/2007 07:00)
ikaretsaka:

diamondra27 :
Mifidy izay boky tianao henoina ianao dia ny chapitre sy ny toko

milay ilay izy fa lasa ohatran'ny manao tsabo 3 ndray ko...



tsy atao ohatran'ny fanaovana tsabo 3 ka!
efa misy le famakiana baiboly isanandro ireny dia au lieu hoe: hamadika baiboly dia henoina ilay izy.

zay an;-)


14. ikaretsaka ( 16/04/2007 15:47)
ah ok.. fa aleoko Pray as u go fa iny misy anazy rehetra kle... tsy mila mitondra ordi sy mivingitra bokina bonne semense sns... za fa mi download anazy dia lasa zao!
na misy net na tsisy le toerana aleha rehefa avy eo lasa foana izao!

tsy resaka pub fa resaka convenience:D
15. majesty ( 17/04/2007 04:58)
ikaretsaka:mankasitraka e:D
16. diamondra27 ( 17/04/2007 08:21)
tsiafo1, majesty ...

ny Tompo no isaorana e!


ika: marina mihintsy ny anao ka!
raha manana MP3 sy olana fa pratika iny, sady le miandry miandry ity koa ange mandreraka e!
oh hoe: miandry bus, na dokotera sns de elabe de en attendant afaka mihaino ilay pray us , manja be
17. prime ( 17/04/2007 10:58)
diams,pissoa> Misaotra betsaka ry zareo a...
18. ikaretsaka ( 17/04/2007 15:59)
diams> ka le miandry iny mihitsy no ilana azy ka.. vita ny vavakao eo am-piandrasana bus eo
19. prime ( 18/04/2007 13:46)
ikaretsaka> =D=D
20. ikaretsaka ( 19/04/2007 01:02)
prime> Ad Maiorem Dei Gloriam hono hozy ny jesuites e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0396