sari-piaro

1. salmo1 ( 13/04/2007 14:27)
Inona no hataoko mba tsy hitsiriritandry zalah mpiara-mianatra aminy, ny jôbakely :?:

Mba hamatarandry zalahy fa efa misy tompony i takaka :idea::°)
novalian'i salmo1 ny 14/04/2007 16:52
2. salmo1 ( 13/04/2007 14:39)
wadray kle:-w

tsy i takaka fa i malala^:^
3. mandrindra ( 13/04/2007 15:21)
aza manana jobakely dia amin'izay tsy saro-piaro
4. Samoana ( 13/04/2007 15:35)
asivo " tatoo salmo" ny takolany e:-D
5. salmo1 ( 13/04/2007 16:20)
Samoana: manjary simba ny tarehany
6. kelly13 ( 13/04/2007 16:24)
sao d salmo1 no saropiaro?
7. xxx ( 13/04/2007 16:40)
salmo1:
sari-piaro
sao d salmo1 no saropiaro?
=))=))
8. pissoa ( 13/04/2007 17:28)
Orohy be :* eo imason'izy retra :-D:-D:-D
9. salmo1 ( 13/04/2007 17:51)
pissoa: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0086.gif[/IMG]
10. pissoa ( 13/04/2007 18:01)
inn kou ny dikan'io zao ? :-D:-D:-D

mino aho fa tsy masera i salmo1 :-P:-D
11. salmo1 ( 13/04/2007 18:03)
wadray kou kle :-D:-D
12. pissoa ( 13/04/2007 18:05)
k'inn njay e ? :-D:-D:-D
13. salmo1 ( 13/04/2007 18:08)
ry zalahy ve zao any hirara akoury oe: misy tompony ity joba raika ity na de efa misy marika aza fa izay mahafaly andry zalahy no tediavina:? :-w
14. salmo1 ( 13/04/2007 18:09)
pissoa: izaho ve bandy de ho masera :roll::?:
15. ikaretsaka ( 13/04/2007 18:27)
oroy be eo imason'izy rehetra.
na asaivo manao t shirt misy sorotra hoe "yo soy la novia de salmo"
16. pissoa ( 13/04/2007 18:44)
:-D:-D:-D

Ika, efa asaoko ataony io orohana io fa memezany fotsiny zah ...

Salmo1 : ka sao tsy bandy akory kou ... iza no mahita ? :-D:-D:-D
17. salmo1 ( 14/04/2007 00:07)
ikaretsaka:
asaivo manao t shirt misy sorotra hoe "yo soy la novia de salmo"
Tsy fomba zany...:°)8) sady mapagaigy ny mpiaramonina;-)

Sô de mba misy hevitra tsara2 akôtrizay:?:
18. ikaretsaka ( 14/04/2007 03:15)
fomba izany ka.. USA ngamba fa tsy any espagne
19. Papoose ( 14/04/2007 04:02)
ataovy gaigy ny fiaraamonina zany ko:x
20. apache ( 14/04/2007 05:55)
salmo1:

Inona no hataoko mba tsy hitsiriritandry zalah mpiara-mianatra aminy, ny jôbakely :?:

Mba hamatarandry zalahy fa efa misy tompony i takaka :idea::°)


Ny olona tsimaintsy mitsiriritra ry rahalahy ary na ianao aza mety mba efa nitsiriritra ny an'ny hafa koa; fa ny fahaizana miaina ao anatin'izay no tena zava-dehibe; aza mijery spectateurs ary mijoroa amin'ny maha anao anao mandrakariva dia ho hitanao fa ianao no ho olona tsara indrindra eo nantrehan'ny olon-tianao. Fifampitaizana ny fiainana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1716