blagy MMS

21. radamaoa ( 13/04/2007 16:53)
kelly ing aki ty
d refa any zany d SM

ra za zao io ataoko oe:Samedi Matin......
22. dadie ( 13/04/2007 17:10)
hoy i bozylovedadie ,
dadie , hihihihi ka io anie ilay @ 1er MMS Mbola Maka tSirony BE? avy eo mande ny andro tonga ny ankizy sy ny routine kely dia lasa MMS Mievitra Maka Saina hihihi

Efa lehibe indray ny ankizy dia mba miverina MMS be indray e hihihi

aoka marina,tena zany mihintsy v? lol
23. dadie ( 13/04/2007 17:17)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 13-04-2007 13:33:26
Lohateny : Re : blagy MMS
ary tondé nahita kosa ndry kelly an !
ary sô de mbô zany ary ny ao am dry ao

kelly13>
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/0014.gif[/IMG]
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 13-04-2007 13:38:55
Lohateny : Re : blagy MMS
stretch>nenà JODM hé hé hé

lol... fa aona aki?
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0061.gif[/IMG]
24. dadie ( 13/04/2007 17:20)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 13-04-2007 14:42:18
Lohateny : Re : blagy MMS
kelly JODM aty amina tsisy afatsy saison maina sy saison pliviezy donky alavao io fa tr mazava

hihihihi zany an ,ho aintsika ato daolo ny tataran-tokatrano rehetra an lol
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/minilove2.gif[/IMG]
25. dadie ( 13/04/2007 17:24)
hoy volana1
rehefa 10 ans nivadiana dia mars-mai -septembre dia rehefa antitra dia MES MEILLEURS SOUVENIRS sisa, zay anie ilay tena izy e !

tsy ratsy koa io aki hihi ampina anio dray rehefa am manaraka
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0086.gif[/IMG]
hoy i volana1
Ndry Dadie an, nenà mbola Mardi - Mercredi - Samedi! hahaha

hihihi zany an so d mifanaraka lotra lé andro ooooo
26. dadie ( 13/04/2007 17:27)
hoy i radamaoa>
ny ahy ataoko 1 par semaine ka lol.....

vady vao an hihihihihi
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0046.gif[/IMG]

tsiafoi1 ,lotus> biz:-* :-* :-*
27. xxx ( 13/04/2007 20:49)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: d aona daolo reo veivay tsy miasa tsony isan'andro reo zany ,d vo mafy zay v ?8O
28. xxx ( 13/04/2007 21:12)
ra za ny vadin'i kelly 13 d asa fona:-*:-*:-*:-*
29. kelly13 ( 14/04/2007 12:08)
maninn ra xxx no vadiko? hohohoho, iza njay zao io

dadie, mba mampiesona ankia za an, fa nandaitra le fampiesonana hihihih
30. dadie ( 14/04/2007 19:25)
dadie, mba mampiesona ankia za an, fa nandaitra le fampiesonana hihihih

ah ok efa nataotra iany za aki a lol......
31. fasaly ( 14/04/2007 20:27)
milay aky daddie a!:wink::-D
32. mits ( 15/04/2007 11:50)
ary aiza ho aiza zany no misy anay!! MMS????
mapme be dadie a! asio hafa indray fa tena mampitomany mihitsy e!:-D:-D:-D
33. dadie ( 16/04/2007 07:55)
Mpandefa : mits [ Valio ] 15-04-2007 13:50:12
Lohateny : Re : blagy MMS
ary aiza ho aiza zany no misy anay!! MMS????


ao mihintsy zao no faitako anao io ka hihihihi:-D:-D
34. bimanoa ( 16/04/2007 08:36)
:-D , efa henoko koa fa mbola mampme foana,
ary ny an' i dadie mbô aiza am' reo ?:wink:
35. ambibao ( 16/04/2007 12:07)
Eisy e Ramisa, marina raha hitany io tena mime izy ! sy Nary koa
samy any dago ny vadin'dry zala, any ka hoe SMS indray (Sento Mijery Sary ) lol
36. dadie ( 18/04/2007 09:12)
bimanoa> ny ahy v, hihihihi sécré lol ....
37. dadie ( 18/04/2007 09:15)
ambibao hihihihihi ,ampina an'io koa ny blagy fa tsy ratsy hihihi,hiran'iza moa lé oe raha malaelo..... ttsy alefaso ,d novaina koa oe: raha malaelo.... sms alefaso,d amizao fotoana efa mande tsara ny internet d lé hira lasa oe : raha malaelo...... adiresy é-mail alefaso hihihihi
38. mirana5 ( 19/04/2007 07:48)
MMM = Mamy ny Matory Série (chérie) kely a!!!!:D
39. mirana5 ( 19/04/2007 07:50)
MMS=Mamy ny Matory Séri kely a!!!
40. dadie ( 23/04/2007 20:44)
Mpandefa : mirana5 [ Valio ] 19-04-2007 09:50:30
Lohateny : Re : blagy MMS
MMS=Mamy ny Matory Séri kely

hihihihi tsy ratsy ko tena lasa lava b ty blagy ty ra misy hevitra vao2 oatran'izao fona ,msotra e
-sady ny feo atao mitarika kely oe:
Mamy ny Matory Séri keeeeeeeeeeeeeely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0489