OVERDOSE

1. xxx ( 12/04/2007 11:31)
le olona eto de hita ny sasany fa voan'ny overdosen' ny internet de miteniteny foana....
novalian'i Fiffi ny 13/04/2007 22:07
2. salmo1 ( 12/04/2007 11:59)
Non, ka rehefa mibosy sy mikandra eto alohany ordinador 24h:00 de tsy maintsy misy fakampanahy hidirana any @ site hahazaoana blagy sy faniniana ary fiainana. Raha vao tsy misy hatao... De haninn eo alohany ordinateur eo fotsiny kle:?

Hafa ndray le oe: zah tsy manana joba na kôfy de hande aho hiezaka hitady joba na kôfy milay be @ internet.

Misy karazany ny olona tonga eto.
3. Fiffi ( 12/04/2007 12:31)
xxx:
le olona eto de hita ny sasany fa voan'ny overdosen' ny internet de miteniteny foana....
heu....io aloha de misy mihintsy klé heheheheehe fa de atao ahoana fa asa na zany ve no hatao hoe "fanalana azy marina" ?


4. mandrindra ( 12/04/2007 17:06)
xxx ve manana ny fanafany ary?
5. Fiffi ( 12/04/2007 19:48)
mandrindra: inona akia ity fanafany ? :roll:
6. simplex ( 12/04/2007 20:51)
xxx:
le olona eto de hita ny sasany fa voan'ny overdosen' ny internet de miteniteny foana....
aza miteniteny foana ry xxx a :°)
7. Fiffi ( 13/04/2007 05:44)
simplex: humm......nefa ohatran'tena misy io koh ! :roll:
8. ratonga ( 13/04/2007 05:46)
:-w:-w:-w
9. Fiffi ( 13/04/2007 05:51)
:-D
10. xxx ( 13/04/2007 06:18)
dinika vendrana be miteniteny foana....
11. xxx ( 13/04/2007 08:26)
mba mieritrereta leisy ary mba jereo ny dinika mande tsisy lohany tsisy vodiny fa de we ze tonga ao an-tsaina no lazaina na mampiresaka no atao.
Tsisy fahamatorany fa miteny fiainana manokana ny olona izay tsy hidiran'i dinika etc ...
Efa tsy manan-ko lazaina tsony ngamba na diso be resaka loatra de alefa alefa foana le teny, toy ny moly ihany refa tsy misy de mitady mitady
12. kelly13 ( 13/04/2007 09:23)
za zao overdosee d aona? mila manao desintoxication zany? ountssss
13. mandrindra ( 13/04/2007 09:48)
izahay klou tsy miafina ao ambadiky ny xxx na miteniteny foana aza e. ary i ra xxx aza mazoto mamaky izay rediredin'ny overdose eto knou.

fiffi, fanafany na fanafodiny e
14. xxx ( 13/04/2007 14:59)
Fiffi:

xxx:
le olona eto de hita ny sasany fa voan'ny overdosen' ny internet de miteniteny foana....
heu....io aloha de misy mihintsy klé heheheheehe fa de atao ahoana fa asa na zany ve no hatao hoe "fanalana azy marina" ?





izay tsy mahantanty ny manàla azy dia afaka mpitsika:wink: tsy olona mi deprime sy milongilongy sy mora tezitra no olona tonga eto amin'ny forum!
raha izay no idirana eto dia aleo ihany tsy miditra
ny ahy manokana dfia fanalàna azy tanrteraka sy fialam-boly ny hidirana eto , ianaoreo mody tsy tia manàla ireo indrindra notena mila an'ilay fanalàna azy eto:-D:-D aleo hiomehehzana fotsiny
dinika vendrana be tssss....


15. kelly13 ( 13/04/2007 15:49)
xxx asio dinika milay b ary e!
16. Fiffi ( 13/04/2007 22:07)
xxx:
ny ahy manokana dfia fanalàna azy tanrteraka sy fialam-boly ny hidirana eto , ianaoreo mody tsy tia manàla ireo indrindra notena mila an'ilay fanalàna azy eto:-D:-D aleo hiomehehzana fotsiny
dinika vendrana be tssss....
ka zay ange no nolazaiko hoe "tsy hita fa samy manao zay tiany io eh !":roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.622