lundi de paques

1. paris10 ( 12/04/2007 07:14)
nahafinaritra be ny excursion-nay:misy làlana 15km vao namboarin'ny japonais mantsy,boulevard de tokyo no anarany, na koa bay pass,anelanelan'ny Mandroseza sy route de Tamatave, na route d'antsirabe akaikin'i Iavoloha,dia mivoaka any Ambohimangakelymisy koa mandray azy io any mandroseza,manapaka eo @ tetezan'Ambohimanambola, tena goavana be lay izy, hika olona, fa nisy ny tourniquet, mpivarotra bdb,io filokana io no tsy dia avoazako loatra,asa refa @ fihaonana mahajanga dia tsara hita io sa aona hoy ianareo?
novalian'i Fiffi ny 13/04/2007 17:39
2. Fiffi ( 12/04/2007 07:27)
hummm......manja kosa zany an ! =D=D=D sambatra nareo :) de enao koh zany ho any mahajanga ? :)
3. sasa ( 12/04/2007 08:14)
hi hi hi hihi bypass ve? efa fandehananay isaky ny week end any fa za tsy nande tany aloha tam lundi de paques fa niova trace indray, efa mahazatra loatra mantsy iny
4. fasaly ( 12/04/2007 08:32)
milay marina zany an! hummmmm....tohizo e!
5. paris10 ( 12/04/2007 12:37)
eny akia ri fiffi a!tongava moa e, fa ho anareo any andafy no tokony mahita ny fiovana aty dago e!na somary mafy aza ny fiainana, zany no hanalana azy e!
6. Fiffi ( 12/04/2007 12:41)
heu....aleo jerena miadana azany zany ! :):-*:-*:-*
7. dadie ( 12/04/2007 18:50)
Mpandefa : paris10 [ Valio ] 12-04-2007 14:37:01
Lohateny : Re : lundi de paques
eny akia ri fiffi a!tongava moa e, fa ho anareo any andafy no tokony mahita ny fiovana aty dago e!na somary mafy aza ny fiainana, zany no hanalana azy e!

tena marina d marina mihintsy ny anao ka ,any dago hafa iany ......misaotra e[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/0141.gif[/IMG]
8. tynah ( 12/04/2007 19:43)
Any Dago anie efa miova be eh! ho an ireo zay tsy tany tao antin'ny 2taona lasa.
9. Fiffi ( 12/04/2007 20:04)
eny hono tena lasa nihatsara be mihintsy any zao....[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Nature/paysage1.gif[/IMG]
10. fijo ( 12/04/2007 21:38)
ao fa mba hohita aby zany rehefa zoma iny e
11. Fiffi ( 13/04/2007 05:57)
fijo: de aza hadino ny carte :)
12. botrabotra ( 13/04/2007 07:14)
eny oa e!!!!:roll::roll:
13. sasa ( 13/04/2007 10:53)
tongava doly e
14. Fiffi ( 13/04/2007 17:39)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-bravo.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4629