poème ou slam por les antananarivistes- arrivistes

1. tezitra ( 11/04/2007 15:57)
ils sont minoritaires mais bruyantes, et très influentes parmi la population d'antananarivo.

ny masoko ve no manomboka ho pahina
sa samihafa ny zava-jerena
no vy efa fantatra izao fa varahina
ka dirin'ny sasany hoe volamena

izaho irery va no mijaly
sa ireo mpisolelaka no be fitetika
no mandrakin'ny efa trosain'ny omaly
ka misoratena ho ravo sy tretrika
rado in dinitra

ny fahendrena va re no tsy misy
sa i tezitra no tsy intelligent
no mpitondra efa mampitondra mangidy
ka omena 70 pour cent

partout on voit que ça va mal
et on sent monter le ton
je sens venir pour ravalo l'heure fatale
la marmite commence à bouillir par le fond
tezitra in ranomaso

la marmite commence à bouillir par le fond
novalian'i xxx ny 13/04/2007 19:52
2. Fiffi ( 11/04/2007 18:08)
tezitra:

je sens venir pour ravalo l'heure fatale
la marmite commence à bouillir par le fond
hummmm......de ho masaka zany ? de inona hono no hitranga ? :roll:


3. ainga ( 12/04/2007 10:48)
Ka i tezitra izany ilay mpangala-pihinana dia mitanitanina ambody fatana ? Tandremo ary sao may eo an ! Tandremo ary sao tratran-dRafotsibe eo, voakapok'ilay sotrobe lava tango :hum ! ny kapoka sotrobe hono anie ka mahatonga anao ho rajako e !:P:P:P
4. HESHA ( 12/04/2007 14:30)
ekena fa mahay ra-tezitra
sady tena hita marina hoe tezitra

de aona zany no atao e ?
5. paris10 ( 12/04/2007 20:49)
tezi-dava ,tsy hateza, sady mora antitra no masiso rora ndry ry namana tezitra,mba asio tsikitsiky ny fiainana dia atrakao ny loha, tandremo sao feno rides e!
6. fijo ( 12/04/2007 21:40)
aoka izay ratezitra fa izay aloha no izy an.
7. ranah ( 13/04/2007 07:05)
Ka hoe tezitra zany ka in ndray ,be ny mahafantatra hoe manao ahoana ny ol refa tezitra.
8. xxx ( 13/04/2007 19:52)
i tezitra ve adala é .. aty @ politique no asiana poëme .. anjekaiky ô !:@:@:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0886