Tazomy fa tady lasan'ny olona hafa Miss SERASERA ..

101. kelly13 ( 12/04/2007 15:44)
malandina tsara mintsiny :°)
102. karinah ( 12/04/2007 15:45)
salmo> che dicci? :°):-D:-D:-D:wink:
103. karinah ( 12/04/2007 15:49)
xxx:

olona iray hiany ireo e!sady ireny ve no atao ho an'ny vehivavy?ohatran'hafahafa zany
miteny2 fona!:x:x::x mdrr


104. karinah ( 12/04/2007 15:55)
fasaly:

aleo tohizana ny sizé e!:wink:
de ito bandy ito bandin'i serasera fa tena tsy hita popoka tsony am sary ao izy fa tena lasan'i sobika anagamba:?




:-D:-D:-D:-Dmanao collection na mister mintsy anie fasaly zany an! hi hi hi hi:°)


105. fasaly ( 12/04/2007 16:12)
ka tsy izany fa mba aseho eto anie ireo fa ato am sera dool kosa e!
ny ahy aza mbo nisy nametaka etsy ambony kou!:?
tsy raisina ratsy lay izy fa mba resaka misy ifandraisany e!:?
106. fasaly ( 12/04/2007 16:15)
salmo1:

io fa wennn be i fasaly :-D

in no maha wen anà amzany zà ngam niafina nanoratra sy namoaka ny sary ka! i toi indrindra reo manao xxx tsy sahy miseho eo reo kou tsy enao ve no wen amzao:roll::roll::roll::roll:
zà tsy hiafina fa matoa zà nisheo ps nanoratra de tsy hitako zé ratsy ao abadika .....:-P

fiffi: mbola mifona aky fa zà ve nahalala hoe tsy fihinanan ny valala, tena compliment be no natao ka daka mandrivorivo no azo:?
tena mahakivy ny hisera ato raha hiafara am zao foana:?
mazotoa nareo e!


107. karinah ( 12/04/2007 16:37)
fasaly> :-P manja be le sujet k'oh!:wink:

108. xxx ( 12/04/2007 16:45)
xxx:

miss serasera v no resaka de lasa mivadika zanak'i fiffi sns...

Fa le olona eto v de tsy mahay resaka ra tsy mitantara ze fiainan'ny olona e!
samy manala azy doly fa tokony asiana minimum de respect

miss, ny hatsarany, ny émotion , ny loka azo, be de be ny resaka tokony azo atao fa tsy ze zanak'i fiffi any sady le zanak'olona aza tsy miditra ato akory...


Io ary fa miditra @ fiainan'ny olona ianareo! De quel droit?
Tena marina ny an'i xxx eto!
Tsy nisy nikitika ny havanareo fa mipetraha tsara!

109. xxx ( 12/04/2007 16:47)
Je t'(l) ny havany xxx
110. fasaly ( 12/04/2007 16:47)
:arrow:
111. xxx ( 12/04/2007 17:32)
xxx:

Je t'(l) ny havany xxx


Ny havan'ixxx tsy tia anao na dia hosorana volamena aza!
112. xxx ( 12/04/2007 18:14)
tsy tiako ndray i xxx
113. sitlo ( 12/04/2007 18:32)
Inona koa ary ireto xxx ireto. Ampiakaro kely ny niveauan'ilay resaka fa mirefarefa be.

fasasly> ny an-jy koa M handrina be =))
114. karinah ( 12/04/2007 18:57)
:^):^):^)
115. Fiffi ( 12/04/2007 19:51)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Firefox/firefox31.gif[/IMG]
116. vale ( 12/04/2007 20:16)
:wink:Fiffi
117. sitlo ( 12/04/2007 20:27)
ity zao no sipa migany http://www.dailymotion.com/related/1651559/video/xzef5_gymnastics/1
118. xxx ( 12/04/2007 20:30)
dain!!!
119. sitlo ( 12/04/2007 20:31)
iza ko ary io xxx io :twisted: :°)

jereo hatramin'ny farany :-D
120. sakaizakely ( 12/04/2007 20:54)
Sitla nga tsy nahita an'le million ary @ olondehibe ary ? Zany ka sipa :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1838