ianao an'i spear o'mis sy anyah

1. oniala ( 09/04/2007 13:18)
mba mangataka tononkira.misaotra
novalian'i cutie ny 10/04/2007 23:05
2. cutie ( 09/04/2007 13:25)
IANAO


Je t’aime
Love you
Quiero
Ianao (3fois)


La première fois, toute première fois
Que j’ai posé mes yeux sur toi
J’ai ressenti tout au fond de moi
La chaleur de mon cœur

Ce qui n’était qu’une relation
C’est transformé plus que la passion
Un destiné , une promesse du ciel
Envoyée par un ange


Rien ne pourra briser notre chaîne
On poursuivra cette étoile qui nous mène
Un jour viendra habillée en blanc tu seras ma reine ( toi mon roi)


Je t’aime
A la vie à l’amour
Love you
Mon bébé pour toujours
Quiero
Ces mots de tous les jours
You know that I need you, you know that i dig you

Ianao
No tena tiako
Ianao
No finidiko
Ianao, mon bébé mon amour
Ianao no tiako, ianao no fidiko

Tu es l’élu de mon Cœur
Ma soulmate et mon ame sœur
Pour toi uniquement,
Tellement passionément

You know that I love you,
Malalako
Can’t let go oh no



3. cutie ( 10/04/2007 21:46)
efa misy ao io ry Mcfy a :-*
4. McFy ( 10/04/2007 22:30)
cutie lol, merci less bavy zà mantsy tsy nijery fa neveriko fa tsy ka izay no nandefasan'là azy teto.
:-*
5. cutie ( 10/04/2007 22:53)
mcfy
@ manaraka zany tonga de halefa any @tononkira ze mitady hira rha ahohtra ka misy any le izy :wink:
6. McFy ( 10/04/2007 23:00)
cutie ie izay mihitsy lesy bavy kely. Raha tsy misy ao vao alefa eto ilay izy. @ izay koa sady mahita pejy hafa ny namana ka ho an'ireo izay mbola tsy mahalala dia tonga dia hitany avy hatrany fa misy io takila ho an'ny tononkira io satria matetika ny olona mametraka fanontaniana fa tsy mijery akory any @ tonokira hoe misy ve ao na tsia.
Mankasitraka @ fandraisan'là andraikitra lesy bavy kely no sady MankaFy ny fahavitrihan'là mandrakariva :-*
7. cutie ( 10/04/2007 23:05)
Mcfy:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0663