fijo

21. Stretch ( 09/04/2007 19:09)
sa whisky sa labiiiera ?
miarahaba tratriny fitsingerenan'ny andro sy taona nahaterahanao tompoko :-*
22. cutie ( 09/04/2007 19:25)
vale
anontaniantsika izy refa tonga eo :lol:
23. booboo ( 09/04/2007 20:22)
Fijo>Tsy misotro dité tsony zanytokoa oun ingahy ??? hu hu hu...miracle mon ami ! :°):°)...sao dia efa pantekôty sahady ara zao ? :°):°):°)
24. Fiffi ( 09/04/2007 20:38)
fijo: bon annif eh ! de ho tahian'Andriamanitra hatrany ! :-*:-*:-*:-*
25. vale ( 09/04/2007 21:00)
cutie> aiza izy aza?:°)
26. cutie ( 09/04/2007 21:06)
mbola any @ rns ngamba:-D
27. vale ( 09/04/2007 23:55)
aiza kosa e,hihihihihihihihi:oops::P:°)
28. dadie ( 10/04/2007 06:48)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/AFTER_%7E1.GIF[/IMG]
29. dadie ( 10/04/2007 06:53)

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/AFTER_%7E1.GIF[/IMG]

fijo joyeux anniv e , d mahazo ze irina oooooooo dsl diso lé teo ambony fa vo nianatra nadefa smileys d tsy itako lé soratra lol.....(minambary aza mo misy latsaka koa)
30. dadie ( 10/04/2007 06:54)
tsssssssssssssssssssssss lé kody mihintsy no diso ka
31. mamzelkely ( 10/04/2007 07:09)
bon annif fijo :*:-D:-D de aza mitrerona trouny aaa :-P
32. ratonga ( 10/04/2007 15:02)
bônaniversera letsy ry fijo:-*:wink:
33. Fiffi ( 10/04/2007 15:58)
fijooooooooo aaaaaaaaaa:-D:-D:-D:-D
34. ikalapeta ( 10/04/2007 16:14)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. mandrindra ( 10/04/2007 18:00)
dia mbola ho tratry ny tsingerina maro mifandimby e.
aza adino ny siramamy gasy rehefa misotro dite ô
36. Fiffi ( 10/04/2007 18:03)
lery angamba mbola variana am dité koh :-D:-D:-D
37. totofy ( 10/04/2007 18:17)
bon annif i fijo ...:wink:
tsy ao léry fa lasa nisotro ronono angamba (retraite)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
38. fijo ( 11/04/2007 04:48)
de misaotra betsaka tokoa,fa tsy itako ity raha tsy i cutie no nampandre.
de hotratry ny anareo koa nareo e,
booboo an,tena tsy mamely dite intsony aloha izao,fa aza manahy ndry fa tsy hoe tena ajanona akory e.atsahatra kely fotsiny,noho ny antony tsy miankina amiko ka.hi ihi
dia izay ary moa fa dia mankasitraka anareo rehetra e.avec ranomaso hi hiii
39. Fiffi ( 11/04/2007 10:42)
de afaka mihinana gatô ve aloha eh ? sa le dité fotsiny ?
40. princesseN ( 11/04/2007 14:30)
bonne anniv e!nena gateaux be mintsy no tiko ,laingako zany e!:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1992