Fitiavan-jazakely
1. Tinaniaina
(
07/04/2007 13:10)
Amin'areo firitaona ny olona iray voa mahazo manao fitiavana.Amiko aloha dia tsy misy taonany fa rehefa tonga ao ampony ilay fitiavana dia efa mahazo manao amin'izay satria voajanahary ny fitiavana tongatonga hoazy.Fitiavan'olondroa no resahiko eto an::D
répondu par paris10 le 10/04/2007 19:57
3. Tinaniaina
(
07/04/2007 13:42)
Aza atao anizany ranga fa tsy milay.Valio fotsny raha makavaly ela:)
6. 147
(
07/04/2007 18:11)
soa nomen'Andriamanitra antsika ny FITIAVANA, misy karazany koa izy io,ny tena ratsy dia ny fitiavan-tena fa ny fitiavana ambony azo atao sy afaka manome daholo ny rehetra, mba omeo silany any e!fa ny crac crac boum boum indray safidy io kity!:°):°):°)
7. mandrindra
(
08/04/2007 07:04)
tsy misy fotoana voafaritra, tsy misy lera, rehefa tonga io dia lasa izao
9. Vahinala
(
08/04/2007 16:14)
kelly, ny ankizy amzao aky tsy miandry ampy taona tsony an, mbola vo 13 14ans d efa mahalala firaisana sahady !
12. ambotsy
(
08/04/2007 17:21)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 08-04-2007 18:17:09:-D:-D:-D
Lohateny : Re : Fitiavan-jazakely
asiko klôty de chasteté ny zanako ra izany
13. Aino
(
08/04/2007 17:24)
Mpandefa : Vahinala [ Valio ] 08-04-2007 18:14:23marina mihintsy io voalazanao io!!
Lohateny : Re : Fitiavan-jazakely
kelly, ny ankizy amzao aky tsy miandry ampy taona tsony an, mbola vo 13 14ans d efa mahalala firaisana sahady !
:°) nefa tsy ny rehetra fa ny hakamaroany
14. vale
(
09/04/2007 13:13)
Tinaniaina:misy ftonany k'ah, raha fo mitempo(l), natioraly beuh iny:wink: tsy azonao sankanana, fa ny fanaovana ny fanaon'ny ol-dehibe anefa tsy mbola ampy tona tsy mety !!:wink:
Amin'areo firitaona ny olona iray voa mahazo manao fitiavana.Amiko aloha dia tsy misy taonany fa rehefa tonga ao ampony ilay fitiavana dia efa mahazo manao amin'izay satria voajanahary ny fitiavana tongatonga hoazy.Fitiavan'olondroa no resahiko eto an::D
15. paris10
(
09/04/2007 17:40)
ny ankizy koa zao kely d malala zavatra an!misy ary bdb ny mpianatra eto tàna te hanaraka lamaody dia mivaro-tena ,misy koa bandy gigolo eto an!ny homo tsy tena izy fa mivarotra koa,dia ireo tsy voafehy ny ray amandreniny!
16. Vahinala
(
09/04/2007 17:52)
Aino > Ie ny ankamaroany aloha ra ny hitako e, efa lasa avancer be mihitsy le fisainan'ny ankizy amzao fotoana zao. Asa hoe vokatry ny fivoarana ve nefa d fivoarana am ratsy.
17. Aino
(
10/04/2007 10:37)
Mpandefa : Vahinala [ Valio ] 09-04-2007 19:52:52diso mandroso laotra ny saina @le resaka sexe io raha ny fahitako azy.
Lohateny : Re : Fitiavan-jazakely
Aino > Ie ny ankamaroany aloha ra ny hitako e, efa lasa avancer be mihitsy le fisainan'ny ankizy amzao fotoana zao. Asa hoe vokatry ny fivoarana ve nefa d fivoarana am ratsy
19. paris10
(
10/04/2007 19:57)
sarotra b lay izy satria bdb ny MST zao an!sady ny tena tian'ny zareo reny lhl efa lehibe reny, manana fiara, fric,manana experiences.
