finoana

21. prime ( 23/04/2007 07:34)
cutie> :-D
22. Mandefitra ( 23/04/2007 09:34)
mba jereo nareo mpivavaka ny vokadratsin'io finoana io any filipina sy ny karazany iny izao.
misy olona homboina,ny sasany mandratra tena.de mbola hoavy koa ny inona????

Io ny sujet.Tsy midika ve zany ry Cutie fa ny finoana resahina eto de finoana Kristianina?Ary ny kamikaze nitranga any Irak na tany algerie nahafatesana olona aman-jatony, Kristianina nga ireny? Za raha miteny, de @ maha Kristianina ahy .. fa enao aloha tsy haiko ....
Inona no mampihomehy an i Prime?
23. cutie ( 23/04/2007 14:03)
tsy haiko ry Mandefitra a .
Efa nambarako ary ambony ary ny fahazahoako ny atao we finoana :lol:
24. ikaretsaka ( 23/04/2007 14:36)
ka io le tsy mety kosa re olona o. Ilay mametra hoe ny finoana=kristianisma!

cutie:
tsy misy oul tsy mino zany alou e , samy manana ny finoana inonany fotsiny io . Fa refa tsy mitovy @ le we
Voalaza teo :
Hamaranako azy angaha de hoe "Fidionareo anio ary zay ho Tompoinareo,fa raha izaho sy ny ankohonako de Hanompo an'i Jehovah izahay"

de lazaina fa tsy mpino .
25. cutie ( 23/04/2007 14:41)
hihihihi
Ikaretsaka mon ami :wink:
26. Mandefitra ( 24/04/2007 08:30)
ka io le tsy mety kosa re olona o. Ilay mametra hoe ny finoana=kristianisma

Raha mamaky tsara nareo dahy, tsy ny finoana Kristianina ve no tian'ny mpanoratra holazaina eto?Tsy t@ andro Paska ve no nisehon ireo voalaza ireo tany filipiana?sa misy finoana hafa mankalaza ny andro Paska ankoatry ny Kristianina ngamba o?:roll:
27. prime ( 24/04/2007 08:48)
Mandefitra:
Inona no mampihomehy an i Prime?
... Ilay famalin'i cutie no mahafinaritra ahy...:-D:-D:-D
cutie:
tsy haiko ry Mandefitra a .
Efa nambarako ary ambony ary ny fahazahoako ny atao we finoana
... :-D
ikaretsaka:
ka io le tsy mety kosa re olona o. Ilay mametra hoe ny finoana=kristianisma!
... Tsy hoe tsy mety fa "fahamarinana" miorina araka ny fampianaran'i Kristy r'ise a...:)
28. ikaretsaka ( 24/04/2007 16:03)
Hoy i ikaretsaka:
ka io le tsy mety kosa re olona o. Ilay mametra hoe ny finoana=kristianisma!

Hoy i prime:
... Tsy hoe tsy mety fa "fahamarinana" miorina araka ny fampianaran'i Kristy r'ise a...


prime>de jereo ilay XXX1 sy XXX2 kisangisangy nefa marina nataon'i pissoa tsetsy sy tetoa ao ambadika ao ry s'ise an.

pissoa:
- Rehefa misy mitsikera an'i xxx1 dia lazainy fa "Manenjika an'i Kristy", fa rehefa mitsikera an'i xxx2 i xxx1 dia lazain'i xxx1 fa "tsy mitsara fa milaza ny marina"
.

dai tokony raisina amin'izay "fahamarinana" izay aby satria samy manana ny "marina" aminy
29. cutie ( 24/04/2007 22:01)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. prime ( 26/04/2007 15:11)
Ikaretsaka> Eo anie no voafaritra foana hatrany amboalohany kosa ra-ika e nefa hodiana fanina rehefa miresaka matetika... ary mila handinihina tsara alohan'ny iresahana eto amin'ity dinika fivavahana sy finoana ity... tsy vitsy mihitsy no miresaka ato fa tsy ny heviny no ambarany (izaho anisany) fa izay lazain'ny soratra masina... amin'izay lafiny izay kosa aloha dia mitombina tsara mihitsy ny hoe raha mitsikera ny tsirairay dia azony atao izany aloha satria fahafahan'ny tsirairay fa ilay tenin'Andriamanitra no tena voatsikera matetika amin'izay... fa raha ny hevitry ny tsirairay no voatsikera dia "normal" izany amiko, hevitra toy ny an'ny rehetra ts'inona...

Ny tena olana izany dia ilay fanavahana hoe hatraiza no fetra tena lazain'ny tenin'Andriamanitra dia hatraiza no fetra manomboka hevitr'olombelona no voalaza... eo indrindra ilay tokony izahàna toetra ny olona miteny sy ny ambarany rehetra fa tsy tonga dia tsikeraina foana izay miteny... satia matetika dia ilay tenin'Andriamanitra mihitsy no voatsikera (ary matetika hitako io) nefa ilay olona miteny no tsy azoazo na tiana hotsikeraina fotsiny satria manambara ny marina sy manohintohina ny convition'ny tsirairay...

31. cutie ( 26/04/2007 23:09)
Ny tena olana izany dia ilay fanavahana hoe hatraiza no fetra tena lazain'ny tenin'Andriamanitra dia hatraiza no fetra manomboka hevitr'olombelona no voalaza... eo indrindra ilay tokony izahàna toetra ny olona miteny sy ny ambarany rehetra fa tsy tonga dia tsikeraina foana izay miteny... satia matetika dia ilay tenin'Andriamanitra mihitsy no voatsikera (ary matetika hitako io) nefa ilay olona miteny no tsy azoazo na tiana hotsikeraina fotsiny satria manambara ny marina sy manohintohina ny convition'ny tsirairay

:-D:-D:-D:-D:-D
32. prime ( 27/04/2007 07:45)
cutie> Inona no mampihomehy... dia tolaka mihitsy any izany...:-D

\"...ny finoana no fahatokiana ny amin\'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita.\" Hebreo 11:1

Ny tena finoana ao amin\'i Kristy dia fahatokiana ary fijoroana amin\'ny fahamarinana ny zavatra hiseho... \"espérance, foi, conviction\" tena zavatra hiseho fa tsy antenaina fotsiny ihany no fototry ny finoana... ka raha ny lazain\'ny soratra masina dia ny vokatry ny finoana tsy fijaliana na fampijalian-tena velively fa fahatanterahana ao amin\'Andriamanitra araka ny voasoratra hoe :
\"Ary na inona na inona no angatahinareo amin\'ny fivavahana atao amin\'ny finoana dia ho azonareo.\" Matio 21:22
Ary ny finoana dia nisy zotrany nahazoana azy fa tsy azoazo amin\'izao... araka ny voasoratra hoe :
\"Koa ny finoana dia avy amin\'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin\'ny tenin\'i Kristy.\" Romana 10:17... ka raha tsy mazoto mamaky ny tenin\'Andriamanitra nisa dy tsy mpihaino tori-teny dia fampianarana maro hafa no mety raisina ho finoana... ary eo no tena mila miambina...
33. cutie ( 27/04/2007 20:09)
i prime no mampime koa :-D
nefa ilay olona miteny no tsy azoazo na tiana hotsikeraina fotsiny satria manambara ny marina sy manohintohina ny convition'ny tsirairay

34. prime ( 30/04/2007 06:41)
cutie> Tsy mampihomehy izany nefa fa mampieritreritra...:lol:
35. cutie ( 30/04/2007 16:02)
mampieritreritra @ in koa :roll:
36. prime ( 03/05/2007 08:43)
Mampierirtreritra fa sao efa Andriamanitra mihitsy no kianina... mila fitandremana...
satria matetika dia ilay tenin'Andriamanitra mihitsy no voatsikera (ary matetika hitako io) nefa ilay olona miteny no tsy azoazo na tiana hotsikeraina fotsiny satria manambara ny marina sy manohintohina ny convition'ny tsirairay...
:-D Notapahinareo ka ilay fanazavàna no noraisainareo lalina fa ilay foto-kevitra adino...
37. cutie ( 03/05/2007 22:09)
de jereo kely le dinika nataon'i pissoa le xx1 sy xx2 lol.
38. cutie ( 03/05/2007 22:11)
sady tsy azon'i prime mitsy koa le in no mampime aminy , fa lazainy fa mampiheritreritra njay hono .
Ary za tsy hiteny mitsy we in le izy , na de efa saika holazaiko aza fa i prime mampi te hamono :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1384