:(

1. Aino ( 06/04/2007 19:05)
andro any ve ranga vao mba tonga ny antso hoe.
http://www.RNS-CEN.COM/

dia midika izany fa tsy afaka mande ny tena eh!! tara laotra, nefa hisaorako manokana any ilay nampita ny vaovao( de fanja na fanjatiana no fiantsona ahy aty atrano fa tsy le fanaina na Aino lol)
novalian'i colar ny 09/04/2007 06:28
2. fasaly ( 06/04/2007 19:24)
fngah njy zao vo mahalala hoe misy an'io any vichy ry aino...euhhh tara lotsa:-P
3. Aino ( 06/04/2007 19:26)
eny anky ko!! izany koa moa rehefa lavitra ny daholo be ko!! nefa aho tena makafy mihintsy.
4. fasaly ( 06/04/2007 19:30)
am heritaoana njay manao rendez vous fa zà kou aza tsy mande amity kounn!:wink:
njy mbola tsy tany mitsy an! de am eritaoana mande mifanao fotoan am ankizy fa milay e!
5. Aino ( 06/04/2007 19:32)
ie!! ka ny akama ato mande sms dol hoe ho any ko!! hihihi sady na nisy fotoana koa aza mety tsy afaka izany ko, ny plan efa masaka @zavatra hafa, raha mba fatatra volana misy misy mialoha mety nilay, nefa tsy maninona fa ny taona ho avy marina mbola ho avy.
6. colar ( 09/04/2007 06:28)
aty ndray zany nareo 2 mande e,mety milay b ny revitsika ,vazo tsy vazo tsony,aino v mahay mihira klo e,fasaly mantsy mahay mihaino b mintsy,hahhahha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1532