mila fanazavana
21. xxx
(
07/04/2007 07:49)
Ny mba evitra mba hitako koa dia izao ry bbnz a ! isankalaha dia mba tetezo ireny fiangonana Kristiana ireny eny fa na dia ireny ataon'ny olona hoe secte ireny aza ka hatrany @ fiangonandehibe tsy secte dia farano any @ fiangonana mivavaka @ andro sabotsy dia anjaranao ny mandray , hianaro ny zava-drehetra ka tano mafy izay tsara dia jereo @ ireo fiangonana ireo hoe iza no mahatanteraka sy mandala ny sitrapon'ATRA
22. tslem
(
07/04/2007 12:13)
boubounezy:
AMPIO FA MPANOTA VELL!!!!!:°)
mety hahita vahaolana ihany boubounezy am farany fa ity jerena isanandro :wink:
http://www.bpcbs.com/
23. diamondra27
(
07/04/2007 12:51)
www.llbfrance.com/
io akia misy guide de jereo zay tandrify andry a!
averiko eto le ery ambony , misaotra an'i tslem namoaka ilay iray:
www.guadadvent.org/

24. tynah
(
07/04/2007 17:00)
Tsy hoe anie hatao tsabo 3 eh! fa mivavaka aloha d mangataka aminy hoe inona no tinao hambara amiko anio Jehovah oh! d sokafana. Ka zao ndray ary eh! raha hitady toko sy andininy izy d aona? nefa izy no hahita an'ilay toko sy andininy? izy aza tsy mahay sy tsy mahita toko? Mila mivavaka any am piangonana koa am fihainoana toriteny.
25. lamie
(
07/04/2007 17:52)
pasitera no nanoro anay io famakiana baiboly io ry vale sy prime a!isaky ny @ 21h, alohan'ny hatory dia mivavaka, sokafana ny baiboly dia vakiana zay tandrify anao eo,avy @voavakinao no hanaovana fisaorana, atao io rehefa tsy nanana fotoana ianao nivavahana nandritra ny andro vitsivitsy.
26. kiranil
(
08/04/2007 03:54)
miarahaba boubounezy a..
Misaotra anao nanokatra ny adihevitra ary miala tsiny be dia be fa izao vao afaka mizara eto indray..
1- voalohany indrindra dia manaja ny Tenin'Andriamanitra. Io Soratra Masina io dia ampy sady feno ahalalana ny sitrapon'Andriamanitra.
Aza mba anisan'ireo milaza fa "drindrangilo", "efa lany daty", "efa hay tsianjery", "angano", "mirakitra lainga", "anerie" sns..ny Soratra Masina. Satria raha vao manao izay ianao dia lasa ny tsy hirharaha ny fampianarana sy ny fampitandremana voalaza ao mihintsy.
Fa izao zavatra izao no nataon'ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy Sady mangovitra noho ny teniko. Isaia 66:2
2- http://www.jesuswho.org/french/four.htm ny torohevitra tiako zaraina aminao voalohany indrindra, alohan'ny hizarako zavatra hafa::
@ teny frantsay io fa dia vakio miadana.
3-
Ny azoko lazaina dia tena vitsy ny mahatsapa an'io zavatra lazainao io @ izao fotoana izao. Satria na dia fantatra aza fa OTA izao no atao dia mbola maro no sahy miteny hoe "tsy fahotana izany" na ny hoe "tsy raharahako", sns..
Ny fahatsapana sy fihaikena fa mpanota no fanetrentena voalaohany indrindra tian'Andriamanitra ananan'ny olona, fa tsy ny fiavonavonana.
Diniho tsara ireto olona roa ireto, izay samy nanantoana an'Andriamanitra. dia jereo iza @ ireo no nohamarinin'Andriamanitra::
Nisy roa lahy niakatra teo an-kianjan'ny tempoly hivavaka: ny anankiray Fariseo, ary ny anankiray mpamory hetra.
Ilay Fariseo nitsangana ka nivavaka nitokana hoe: Andriamanitra ô, misaotra Anao aho fa tsy mba tahaka ny olona sasany, izay mpanao an-keriny, tsy marina, mpijangajanga, na tahaka io mpamory hetra io aza.
Mifady indroa isan-kerinandro aho, mandoa ny fahafolon-karena amin'izay azoko rehetra aho.
Fa ilay mpamory hetra kosa nijanona teny lavitra eny, sady tsy nety niandrandra ny lanitra akory, fa niteha-tratra ka nanao hoe: Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.
Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra.
Lioka 18
Misaotra.

AMPIO FA MPANOTA VELL!!!!!

28. diamondra27
(
08/04/2007 22:11)
ito akia misy hira atolotro ho andry a!
mazotoa mihaino dia diniho tsara ny tiany lazainy.
ATTIRE MOI A TOI
http://www.dailymotion.com/related/2592147/video/x1edsq_attire-moi-a-toi/1
:-*:-*

29. Rasiligaoma
(
09/04/2007 02:30)
Tahak'izay koa aho mody nanao nangataka fanazavana hijerena ny fika fanjonoan'ny sekta kil..
:^)
:^)
30. diamondra27
(
10/04/2007 06:28)
HAFATRA ho an'ny namana:
miala tsiny aminareo hono bbnz raha namoaka dinika nefa tsy afaka mamaly eto fa sahirana @ lafiny teknika.
Tsy hoe akory tsy miraharaha ny valintenintsika izy.
Rehefa afaka mi-connecte zany dry de mba mamalia kely e!

31. lila
(
16/04/2007 10:19)
tsy de arako loatra le conseil teo aloha fa ny tokony ataonao voalohany aloha dia ny matoky sy mino fa misy Andriamanitra Fitiavana mitsinjo ny fiainanao manokana sy miahy anao, mila miresaka aminy sy mahalala azy ihany koa, zany hoe mivavaka sy mamaky baiboly. ary iainana sy ampiharina amin'ny fisainana, fiteny sy fihetsika andavanadro le izy.
rehefa tsy afaka makany ampengonana dia ny ataoko mihaino hira mampahery ahy ao antrano. isan'ny mahafinaritra ahy izao ny mpitory satria sady misy tenin'Andriamanitra eny anelanelann'y hirany.
ny fihirana fanampiny FJKM koa mahafinaritra.
ianao mihitsy sy ny finoanao no mahita ny Tompo fa ny olona sy ny ety ivelany dia fitaovana ihany ka na dia misy olombelona mampianatra aza ianao, dia araka ny fahendreny sy ny fahalalàny ihany izany fa ny finoanao no mahavonjy anao.
toky iray ihany no tsy isalasalantsika "izay manantona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy"
mahereza ary mandrosoa hatrany.

32. boubounezy
(
26/04/2007 21:28)
azafady zareo fa tena lina dé lina ny tenako nefa tsy nanampotona ka dé misôtra nareo retra nanomé hevitra fa mbola mila hevitra afa ou any zé mbola manana na dé ataoko aza wé efa mazava @ko iany ny tinareo retra lazaina; fa dé mbola miandry fona zany e! gb dôly nareo retra no mbola misôtra betsaka iany é!:-*:-*:-*:-*:-*:-*