safidinao amiko manokana - ENY sa TSIA

1. salmo1 ( 06/04/2007 17:22)
a- ENY, tena tiako be mihintsy, sady mapte :-* zany ra bandy.

b- ENY, fa idraindray masosotra manao resan-jaza...

c- Tsia, fa tiako hatao namana.

d- Tsia, sady tsy tiako ho hita maso, na maheno ny feony aza.
novalian'i lancia ny 13/04/2007 12:15
2. boubounezy ( 06/04/2007 18:27)
salmo1 na eny na tsy tô mitovy fona ny valiny fa aleo zany atao wé tsy eny e!:-D:-D
3. fasaly ( 06/04/2007 18:29)
:-D
4. vale ( 07/04/2007 13:39)
hihihihihi

salmo1> tsisy choix hafa ankoatran'reo angah? ohatra ny hoe
eny fa masosotra ndray2:-D:-D
5. Stretch ( 07/04/2007 13:45)
Fa inn klou le anaovana referandhôma ?
lalampanorenana sa bandy de ra le bandy de iza ?

salmo1 ve ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Triste/tristounet.gif[/IMG]
6. dadie ( 07/04/2007 19:33)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 06-04-2007 19:22:55
Lohateny : safidinao amiko manokana
-
Mpandefa : Stretch [
lalampanorenana sa bandy de ra le bandy de iza ?


izy ono zany stretch a ih ih ih

7. lancia ( 13/04/2007 12:15)
sady tsy ENY no tsy TSIA, fa misy ankoatr'ireo ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3366