hafa kely homo

1. tolona ( 06/04/2007 00:21)
homosexualité!mahagaga fa betsaka ny olona miaina io endrika hafa @ fitiavana io ankehitriny,ary efa manomboka tsy miafina intsony ankehitriny fa misy zany na any ivelany na eto mada.ny antony aloha tsy fantatra,efa mba nisy tamintsika ve nifanerasera,na nahafantatra olona toy izany na vavy na lahy,manahoana ny fomba fiainany ,ny fifandraisany @ fianakaviany,ny namany,manana olontiana ve?sinon,manahoana ny fandraisanareo raha olona akaiky anareo no miaina fitiavana toy izany,

:*
novalian'i dolph ny 22/05/2007 15:32
2. xxx ( 06/04/2007 00:48)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m461597908e6be
3. tolona ( 06/04/2007 18:19)
ilay resaka fifaneraserana @ manodidina no tena tiako ho fantatra
4. fasaly ( 06/04/2007 18:32)
mahalala olona akaiky ahy be homo zà!
oul otran'ny rehetra ihany fa tsy extraterestre ireny e!:-P
5. boubounezy ( 06/04/2007 18:44)
tolona:

homosexualité!mahagaga fa betsaka ny olona miaina io endrika hafa @ fitiavana io ankehitriny,ary efa manomboka tsy miafina intsony ankehitriny fa misy zany na any ivelany na eto mada.ny antony aloha tsy fantatra,efa mba nisy tamintsika ve nifanerasera,na nahafantatra olona toy izany na vavy na lahy,manahoana ny fomba fiainany ,ny fifandraisany @ fianakaviany,ny namany,manana olontiana ve?sinon,manahoana ny fandraisanareo raha olona akaiky anareo no miaina fitiavana toy izany,

:*


@ko alou dé ouloumbell mitovy @ko iany reny ary tsy itako zé olana @zany na @iza na @iza!!! dé refa tsy faly ny fianakavina ra za ny t@ toerana elako lavitra zé tsy ty anah @zany!:lol:


6. Vahinala ( 06/04/2007 19:07)
Zokiny mamanay lahy matoa homo zany hoe dadatoanay, frantsay ilay lhl miaraka aminy, efa angamba 30taona mahery zay ry zareo no niaraka ary mbola miaraka tsara tsy misy olana hatramzao. Tsy misy olana mintsy ny fifandraisana am fianakaviana na ny dadandry zareo na ny mamany tam mbola fahavelony na ny fianakams rehetra e, zahay aza miantso anle vadiny hoe "tonton", tsisy problème mintsy fa olona toy ny rehetra manana ny fiainany ihany izy ko sady safidiny io d zay fotsiny.
7. xxx ( 06/04/2007 19:58)
tolona:

homosexualité!mahagaga fa betsaka ny olona miaina io endrika hafa @ fitiavana io ankehitriny,ary efa manomboka tsy miafina intsony ankehitriny fa misy zany na any ivelany na eto mada.ny antony aloha tsy fantatra,efa mba nisy tamintsika ve nifanerasera,na nahafantatra olona toy izany na vavy na lahy,manahoana ny fomba fiainany ,ny fifandraisany @ fianakaviany,ny namany,manana olontiana ve?sinon,manahoana ny fandraisanareo raha olona akaiky anareo no miaina fitiavana toy izany,

:*

manana mpiara misa akaiky homo aho ary mandreraka be fa vetaveta be izy. fa te hiresaka zavatra hafahafa foana fa izaho mody fanina.


8. Fiffi ( 06/04/2007 20:22)
tolona:
homosexualité!mahagaga fa betsaka ny olona miaina io endrika hafa @ fitiavana io ankehitriny,ary efa manomboka tsy miafina intsony ankehitriny fa misy zany na any ivelany na eto mada.
heu....samy manana ny fiainany eh ! samy manao zay maha-mety ny azy....fiainana daholo zany !


9. Vahinala ( 06/04/2007 21:31)
xxx > sao d mba tiany kotina kosa enao !:-D:-D:-D
10. 147 ( 07/04/2007 18:06)
malahelo, mahatsiaro tsy nahavita ny adidiny ny ray amandreny anoloan'ny homosexualitén'ny zanany,efa erantany anefa dia ekena ny fitiavan'ny tanora samy lahy na samy vavy,aza atao mahakivy ry namana fa fiainana daholo izany!tsy aretina, fa tena fomba fiainana!complexe no naha tonga azy io ary ny fanandramana ny fiaianana e!mahereza ary aza ariana na atosika ny zanaka fa na mioso-tay aza hoy ny fiteny zanaka foana mandrakizay!
11. tolona ( 09/04/2007 12:55)
efa nisy nifanerasera t@ izy ireny ve nareo any mada?NANAHOANA?:?:
12. xxx ( 09/04/2007 14:53)
Tsara toetra be reny homo reny. Malefadefaka be,cool, mahafinaritra eh. Tsy hitako zay olana ny am zany.
13. xxx ( 09/04/2007 16:27)
ny ahy indray ny homo fantatro tsy d tsara toetra loatra fa sur la défensive be d lasa miady na d @ olona tsy mieritreritra ny hifanolana aminy aza. Tsy azo jerena izany fa tonga d mangarika na mandrora be fotsiny tsotra izao (bandy io a !)
14. Vahinala ( 09/04/2007 16:27)
tolona:

efa nisy nifanerasera t@ izy ireny ve nareo any mada?NANAHOANA?:?:



raha namaky ny soratako tany ambony tany enao d eny ny valiny, tsisy hoe nanahoana fa fiainany zany d tsy asiana olana, ny tena akaiky azy aza no manohana azy.
15. paris10 ( 09/04/2007 19:18)
olona manana traik'efa mahazendana ny olona homo, oh feo, fahaizana,fahendrena fa renfermé b ry zareo,méfiant;fa sociable zany e!
16. dolph ( 22/05/2007 15:32)
sarotra ny mitsara satria antony maro no mahatonga izany fa dia manaraka akaiky ny fitaizana ny ankizy no antony lehibe hanalavirana izany indrindra moa ny firoborobon'ny film x zay miparitaka eran'ny tsena ao ny lahy samy lahy ao ny vavy samy vavy zay tsy voafehy intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0377