1vhv + ( 2 lhl - 1lhl ) = 1vhv + 1lhl

1. salmo1 ( 04/04/2007 21:33)
Nisy joba zay niara-nibôsy tamiko t@ 2005-2006. le joba manja ndrindra tao ampianarana. isakiny mahita anazy ny masoko de :} be mihintsy.
Le joba kou anefa manana akama fa ôtrizai sy zay ihany ilay takaka tamiko.
Indray andro zay izahay niara-nilalao baolina teo antokontam-pianarana. Na de kamo aza izaho mahita anazy vendrana be, manao tsakilatsaka, ôtrany mazoto be tampoka @ adalany rehetra.
Ity le kôfboay fa tamy sady miteny oe: - ndao amzay hande, handao amzay hande!. Fa efa fantatry ledala fa misy fietsika tsy mety.

Ao ampianarana; hatao lay joba daholo izay hanampiana anah:
hatorony rehefa tsy mahay, homeny sopapa, hampilazainy mialoha fôna rehefa misy hora tsisy profe tonga, satri tsindraindray za tara lava ao ampianarana:°).

Izy alou mapiaiky ny bandy mintsy e.^:^

T@ fandreseny Barça-Arsenal 2006 le joba nisidina be tamiko sady namihina be mihintsy; saika potsika ny vary 2kapoakany... Fa indro indray le bandy fa tamy nanantona anay de iny aho no lasa namonjy ny namako.

Indray mande vao haingana kely teo izy mintsam nande moto, anakiray avy (izy sy le bandy akamany), zah avy nanao baolina. de indro fa nijanona le joba sady nadolany nakavanana ny lohany sady niteny oe: Hola salmo1! ¿Que tal?:D!. Le bandy kou anefa nijanona de iny aho no lasa sady niteny oe: Bien adios:D.

Omaly hariva, niantso ahy ireto namako oe: handao hikotrana @ zao vakanse zao. Tany @ terrrain park kou anefa le joba sy ny namany.
Vao nahita ahy niaraka tam le Maillot ny Frantsay novidiko tany France le joba de talanjona be mihintsy.
-Fa maninn hono no tsy Fireneny Holande no notsidiako fa France? (za efa mangovitra no sady miresaka)
nambanjininy ny soroko, natsofiny tsimoramora tany anaty paosiny patalohany ariana ny tanako. (za vao maika nangovitra be mihintsy)

Efa nolazaiko ihany izy oe:
-Tena tsy azoko anie izao hataonao izao e, enao ve alou tsy manana akama bandy any ambadika any?

Tena manana i takaka, nefa ny lohany hampanatonany ahy ihany no sady mamaly no mitaraina be...
Farany :*

De ahoana zany nefa izy manana an-le kôfiboay anakiray?





répondu par xxx le 05/04/2007 23:21
2. xxx ( 04/04/2007 22:15)
=aleo hohitany avany eo
3. salmo1 ( 05/04/2007 00:14)
salmo1:
De ahoana zany nefa izy manana an-le kôfiboay anakiray?

de
xxx:
=aleo hohitany avany eo

Tena tsy azoko kle:roll:^:^

Ho hitany havany le bandy ve zany:roll::?:
4. tsimatimanota ( 05/04/2007 07:56)
sao lahy lasa ny aliaka vao hanangom-bato,
omeo ny asany fa mila dona izy,
mila fanafody izy hoy i samoela izay,
tsy ampy ampy kely indray kalakely iny...
...dia tonga a!
dia tantarao ny film rehetra avy eo ary...
asivo générique tsara a!
...
5. sakaizakely ( 05/04/2007 13:40)
ary ny an'i salmo ange dia tara aminy daholo ny sipa rehetra eraky ny tanana e !

isaky zay mihetsika izao dia sendra vhv miondakondana am'nazy foana

mbo jereo kely hoe ny dikan'ity ry salmo :

[center][size=13px]mitómano[/size][/center]

tsy haiko raha io no tena dikany @ teny espagnol fa raha toa ka diso dia mythomane http://fr.wikipedia.org/wiki/Mythomanie
6. poly ( 05/04/2007 14:11)
de ahoana sipalahy aaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!kopy nao eh
7. xxx ( 05/04/2007 14:51)
salmo1:

Nisy joba zay niara-nibôsy tamiko t@ 2005-2006. le joba manja ndrindra tao ampianarana. isakiny mahita anazy ny masoko de :} be mihintsy.
Le joba kou anefa manana akama fa ôtrizai sy zay ihany ilay takaka tamiko.
Indray andro zay izahay niara-nilalao baolina teo antokontam-pianarana. Na de kamo aza izaho mahita anazy vendrana be, manao tsakilatsaka, ôtrany mazoto be tampoka @ adalany rehetra.
Ity le kôfboay fa tamy sady miteny oe: - ndao amzay hande, handao amzay hande!. Fa efa fantatry ledala fa misy fietsika tsy mety.

Ao ampianarana; hatao lay joba daholo izay hanampiana anah:
hatorony rehefa tsy mahay, homeny sopapa, hampilazainy mialoha fôna rehefa misy hora tsisy profe tonga, satri tsindraindray za tara lava ao ampianarana:°).

Izy alou mapiaiky ny bandy mintsy e.^:^

T@ fandreseny Barça-Arsenal 2006 le joba nisidina be tamiko sady namihina be mihintsy; saika potsika ny vary 2kapoakany... Fa indro indray le bandy fa tamy nanantona anay de iny aho no lasa namonjy ny namako.

Indray mande vao haingana kely teo izy mintsam nande moto, anakiray avy (izy sy le bandy akamany), zah avy nanao baolina. de indro fa nijanona le joba sady nadolany nakavanana ny lohany sady niteny oe: Hola salmo1! ¿Que tal?:D!. Le bandy kou anefa nijanona de iny aho no lasa sady niteny oe: Bien adios:D.

Omaly hariva, niantso ahy ireto namako oe: handao hikotrana @ zao vakanse zao. Tany @ terrrain park kou anefa le joba sy ny namany.
Vao nahita ahy niaraka tam le Maillot ny Frantsay novidiko tany France le joba de talanjona be mihintsy.
-Fa maninn hono no tsy Fireneny Holande no notsidiako fa France? (za efa mangovitra no sady miresaka)
nambanjininy ny soroko, natsofiny tsimoramora tany anaty paosiny patalohany ariana ny tanako. (za vao maika nangovitra be mihintsy)

Efa nolazaiko ihany izy oe:
-Tena tsy azoko anie izao hataonao izao e, enao ve alou tsy manana akama bandy any ambadika any?

Tena manana i takaka, nefa ny lohany hampanatonany ahy ihany no sady mamaly no mitaraina be...
Farany :*

De ahoana zany nefa izy manana an-le kôfiboay anakiray?









Tsy mampé - tsy misy ilana azy, miseho bezsta nefa nofa ba ... midoka tena... Ilay solomaso nofa be Ndana ndray mamorona forum hafa fa be evoevo hoatran'ny volommorina ny ao anaty loha !
8. nikopol ( 05/04/2007 14:53)
be fialonana kosa i xxx e =))=))=)), sa lasa resaka perso ?

nga izy niteny hoe nizesta taminao ?



9. xxx ( 05/04/2007 16:20)
nikopol:

be fialonana kosa i xxx e =))=))=)), sa lasa resaka perso ?

nga izy niteny hoe nizesta taminao ?






ngaha koa nisy nanontany an'ity eo? Magina waaaa !!
Iza ko no lazan'ity fa mialona an'io zefalahy io ..
Ndana ty miverina any amin'ny canapé :twisted: :twisted:

10. simplex ( 05/04/2007 17:10)

sao d mba tara @ salmo kosa enao ry xxx :P
tsy manin nge e, efa nisy nanao salmo je t'aime teto. Sao d mba mety hampiova ny fiainanao izany :)
11. salmo1 ( 05/04/2007 17:11)
xxx:
Tsy mampé - tsy misy ilana azy, miseho bezsta nefa nofa ba ... midoka tena... Ilay solomaso nofa be Ndana ndray mamorona forum hafa fa be evoevo hoatran'ny volommorina ny ao anaty loha !
kiiiiiii:?

Zao ve ranga no hataonareo amiko:?:oops:
Nefa za mba mangataka hevitra amnareo:?::!:

12. salmo1 ( 05/04/2007 17:47)
xxx:
ngaha koa nisy nanontany an'ity eo? Magina waaaa !!
Iza ko no lazan'ity fa mialona an'io zefalahy io ..
Ndana ty miverina any amin'ny canapé :twisted: :twisted:
nikopol: ary izy manao TI @ bandy ah:°):-D
13. nikopol ( 05/04/2007 17:52)
xxx malalaka ihany ilay kanapé ka :-D:-D:-D migalabona tsara ihany za =))=))=))
salmo > maromaro ihany ny mi -Ty ahy ka !
fa ela kosa kalo mahay mizeste e! manao ahaona ilay rafonzada panao Biriky ?
14. salmo1 ( 05/04/2007 17:57)
nikopol: ra vao misy resaka rafonda, de sipa gasy taloha ndray zay:oops::?

Eto ndray zao, ny joba vazaha no resaka:°)
15. nikopol ( 05/04/2007 17:59)
salmo ilay joba vaza treizean ve ? ilay nanoroka anla avy nivavaka ?
16. salmo1 ( 05/04/2007 18:09)
nikopol:
ilay joba gasy :* avy nivavaka http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4604093657346 ;-):-P.

Ary ilay joba vaza :* http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m461419ad7f970

Samy hafa zany le joba: ny 1 vaza ary ny 1 gasy.

Anna.es.ned
Faneva.mg
17. nikopol ( 05/04/2007 18:12)
Bi-joba zany ela ry salmo a !
dia ahoana ela amin'i sakaizakely?
18. salmo1 ( 05/04/2007 18:13)
Faneva.mg i Aino hono efa nahita azy tarehy samy tarehy:°)
Knefa hanontaniako izy oe: manja ve lay jobakely ry Aino:?:
de hodiny fanina zah kle :(:oops:
19. salmo1 ( 05/04/2007 18:33)
nikopol:
Bi-joba zany ela ry salmo a !

Anakiray ihany ka!
Fa izao: ny 1 vaza eto akaikiko fa le bandy raika zay no nazaka azy voalohany, de masay be le fiarahana :°) Hakanindritsindry taon-javatra sy toekarena sy ny toem-pianakaviana mihintsy kle. Izay mahatamana an-le joba zany no tediavina:-P

Le joba gasy ndray de lavitra be, tsy maintsy mbola karakaraina ny momba2 azy manontolo.

Ozy le bandy raika zay oe: Ra zah elah mitady hafa :-D fa tsy mety le (l)



20. salmo1 ( 05/04/2007 18:45)
Afo ilay Fitia ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.063