andafy sy vazaha
1. tslem
(
03/04/2007 08:06)
tam zay mbôla kely oa d ouz dada sy mama oe refa tsy gasy d vazah d refa apitandranomasina d andafy, d nony tonga aty frantsa ohatra d lasa maheno oe rainiboto e, maizina e, tavaratra e sns... ka inn marina zany ny vazah fa tsy haiko mitsy hatram zao e? d aiza marina ny andafy, ra aty frantsa zany zao ohatra d andafy ndray dago ra zany ?
novalian'i xxx ny 10/04/2007 08:05
3. Fiffi
(
03/04/2007 08:25)
raha aty ivelany na aiza na aiza de atao hoe aty an-dafy......raha eto frantsa de eto frantsa fotsiny....
Ny vazaha indray amiko de ny frantsay eto frantsa fa tsy ao ny olona heu....immigration.

5. miarina
(
03/04/2007 08:32)
En malgache
Ny vazaha dia nilazana ny vahiny fotsy hoditra izay tonga tany Madagascar tamin'ny voalohany ( 18eme siecle, aza adino fa ny anglisy no vahiny tonga talohany frantsay tany Dago). Taty aoriana anefa frantsay no tena betsaka tonga (nanjanaka antsika) dia lasa toa nihevitra ny olona rehetra hoe Frantsay no antsoina hoe vazaha.
Ny teny hoe an-dafy dia milaza fa ampita. Raha eo @ toerana iray ianao dia mila miampita vao tonga eny @ ny.
En Francais
La
notion de « andafy » est suffisamment ambiguë pour qu’on s’y arrête : si certains élèves pensent que
« andafy » se réfère à la France, d’autres affirment que ce mot renvoie à tous les pays étrangers. Cependant, ils ne sont pas parvenus à un consensus pour déterminer si des pays comme les Comores ou des pays du continent africain pouvaient être inclus dans « andafy ». En fait, pour ces enfants, le mot « andafy » est associé à « vazaha », le mot malgache qui désigne le plus souvent les étrangers « blancs ». A la question de savoir si un « vazaha » peut être un Comorien parlant français, les élèves ont été désemparés, ne sachant trop quoi répondre.

6. Fiffi
(
03/04/2007 08:35)
miarina:eka ouz
Ny teny hoe an-dafy dia milaza fa ampita. Raha eo @ toerana iray ianao dia mila miampita vao tonga eny @ ny.
8. Vahinala
(
03/04/2007 09:04)
Ny andafy ange mbola misy tohiny e, "andafin'ny riaka" zany hoe izay toerana hiampitana ranomasina no atao hoe andafy fa tsy Frantsa ihany akory.
Ny vaza koa dia tsy ny frantsay ihany fa rehefa vahiny ao Mada ( fotsy hoditra ozy miarina )

9. ftma
(
03/04/2007 09:14)
andafy: andafin-dranomasina na ampitandranomasina lasa adafy ko izany ny any Dago hoan'izay aty ivelany
tavaratra (arabo algerie, Maroc ,sns) tantsinana (ny avy any @ roumanie sns)
Vao naheno anarana momba ny afrika aho fa adinoko

10. karinah
(
03/04/2007 09:33)
Tslem marina, pff, rehefa am-ptandranomasina de an-dafy, lafin'ny riaka, riaka = Ranomasina zay ny mahatonga an'ilay fitenenana hoe an-dafy...,
amiko ny nantsoiko hoe vazaha tam za mbola tany m,kara de menasofina, refa mena ny shofiny de vôgah izy zay,na frantsay io na norveziana,....:!:
ny hafa ndray tsy aikoooooo:roll:mety indiana(mena), mety afrikana( mainty ), mavo(ny siona) , beige(tavaratra), rose(vazah rehefa boramena:°)), zay ny fantatso!8-)

11. booboo
(
03/04/2007 10:18)
Vazaha : avy @ hoe "voazaha". Alohan'ny nidirana ny tanana dia nozahana reo vahiny fotsy hoditra, XVIIIème siècle kounkou ny daty hananako (tany atsimo tany no niseho ny tantara). Dia raiki-tapisaka avy teo ilay fiantsoana an-dreo efa voazaha fotsy hoditra t@ zany fotoana zany = vazaha.
andafy : cf Miarina
andafy : cf Miarina
12. karinah
(
03/04/2007 10:34)
Miarina> marina koa io voalazanao io >"A la kestion de savoir si.....ne sachant koi te répondre", misy mainty ny hodiny na mena na mavo...fa tsy mahalala sy nahita hafa -tsy teny "vahiny" ny "fomba vahiny", lay antsoin'ny ol hoe "bounty" fotsy ny ao anatiny, fa chocolat ny hodiny oh, et ansi de suite.,hihih,
raha mampiahy2 ny lokony hoe in ity olona ity, de andramo tolory azy eo avokoa ny sakafo rehetra mety heritreretinao ho tiany, ka raha tsy tiany de tsy lay eritreretinao izany le firazanan'ilay ol, raha tiany moa de nitombina ny heritreritra.:roll:

20. Stretch
(
03/04/2007 18:27)
amen [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/NETHER%7E416.GIF[/IMG]