ialy.ovh.org

1. Belly ( 01/04/2007 17:09)
http://ialy.ovh.org

Ho an'ireo tsy naharaka loatra ireo infos momba ny toe-javatra misy any Dago dia jereo ao amin'ny "Infos sur Madagascar" ireo reportages kelikely des 5 derniers mois....

Ireo vidéo clips rehetra dia tsy misy fatotra (liens) mankany @ dailymotion na youtube fa programa vitan-tsika koa ny mametraka vidéos amin'ny alalan'ny web2 sy ajax...

Raha misy soson-kevitra (na te-hanompa fotsiny aza) dia ity ny mèl :
toaiah@gmail.com
***Ny clips vaovao mivaoka any Dago izao no tena mba hilaina e!!!
misaotra an'izay te-hanampy ny AN-TSIKA REHETRA e!
novalian'i sitlo ny 01/04/2007 19:00
2. Fiffi ( 01/04/2007 17:38)
heu....."page indisponible" ? :roll:
3. sitlo ( 01/04/2007 18:05)
mande kah, mande kah,
mitady hanao 1 avril fiffi
4. Fiffi ( 01/04/2007 18:16)
:{:{:{ tsy mandeha akia ny aty an ! :(
5. sitlo ( 01/04/2007 19:00)
ary ohatra ny misy an'ity anakiroa angamba an, ohatra ny nahita kally nanao :-* izay aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0539