fiffi, ratonga....

21. fasaly ( 01/04/2007 08:16)
:-D:-D:-Drefa tratran'ny tsonjo ry samoana de tsory ny marina fa aza mody hoe tsy mazava eo an!:-P:-D:-D:-D:-D
22. fasaly ( 01/04/2007 08:19)
samoana: zà kambony dobodobon'i fiffi hoe hamely ampitaka kely ny figadon'ny 01avril de nenjasany tsara mitry aho tam minuit vao nipetaka ny dinika lainga masina de kobony hoe zà ilay izy:x:cry::-D:-D:-D:-D hay izy namely koa tary am momban'ny takelaka:-D:-D:-D:-D:-Dtssssssssss:b:b:b:b:b:b
23. fasaly ( 01/04/2007 08:20)
kobokobon'i fiffi io e! fa tsy dobodobo fa sao lasa tsnjo eto zà rah dobondrano eo:-P
24. Fiffi ( 01/04/2007 17:45)
:-D:-D:-D:-D ka zah efa niandry sady nitsikilo koh :-D:-D:-D:-D
25. fasaly ( 01/04/2007 20:47)
:-D:-D:-D hitako mitry njy rapidos be kinga be mitry:?vao nipetaka de iny ra fiffi fa nahakobo avy hatrany hoe injy io an!:-D:-D:-D hay izy nanao antsokosoko tarokatra eeeeee!:-P:-D:-D:-D:-D:-D am eritaoana njay hatoko manja be ny siripirizy de ataoko tsy hitanjy tsony aho manao azy:-D:-D:-D
26. mamafara ( 02/04/2007 06:41)
tena bon annif ve sa poisson d'avril, aleo ary asiana fiarahabana anio na dia tara aza.

:-* nareo rehetra na ilay tratran'ny annif androany koa aza dia efa :-* be foana
27. mbaliana ( 02/04/2007 08:49)
hummmm lazao amin'izay ze marina fa efa las ny poison :) d'avril
28. dadie ( 02/04/2007 09:20)
fiffi poisson d 'avr aki sa tena fetindry io? lol .....ra tena izy d bon anniv aki a hany an :lol:
29. Vahinala ( 02/04/2007 09:40)
d inn marina klou zany ny tena izy e, efa lasa tokoa ny poisson davrily fa lazao amzay ny marina kan !
30. kelly13 ( 02/04/2007 09:42)
d niesona dol ny vahôka ry fasaly fa avia njy aty haingana manazava!!! hihihihi
31. dadie ( 02/04/2007 11:26)
kelly123> ka ny poisson d'avril aki efa omaly fa tsika no tara d manohy ny resaka zany ny mahatonga ny oul ze nanomboka nanoratra androany tena fanina:oops:
32. kelly13 ( 02/04/2007 11:44)
dadie>mdrrrrrr lasa 123 v ankia za? sao d manao boeuf d'avril njay njy zany fa tsy tsonjo tsony hihihihihi
33. karinah ( 02/04/2007 11:48)
:-D:-D:-D:-D


fiffi&ratonga, hum,hum, misy resaka try mazava ah, :-w:lol::-D:-D:-D:wink:
34. ari.malala ( 02/04/2007 14:25)
tena serié v io resak'io sa mbola tsonjo e! zay t andefa bizoroka wan Fiffi ra tena izy io;):-*
35. fasaly ( 02/04/2007 14:46)
anontanio ratonga sy fiffi e! jereo ,ny momba azy:-P:-D:-D:-D
36. Stretch ( 02/04/2007 17:47)
natao friry sa nanjaona ny tsonjo tato maly ?
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/n_roll_2.gif[/IMG]
37. xxx ( 02/04/2007 18:11)
:-D
38. fasaly ( 02/04/2007 18:52)
:-D
39. Fiffi ( 02/04/2007 20:39)
ari.malala:
tena serié v io resak'io sa mbola tsonjo e! zay t andefa bizoroka wan Fiffi ra tena izy io;):-*
heu.....anontanio an'i fasaly akia an ! :-D:-D:-D


40. karinah ( 02/04/2007 22:25)
mifanilika aan,

fasaly dit: anontanio an'i fiffi sy ratonga

fiffi dit: anontanio an'i fasaly:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4524