Tafandry mandry

1. salmo1 ( 29/03/2007 21:16)
Any Mscar @ 00h:00mn alina, efa tokony hatory daholo ny olona.
Handefasany lay zaza antso tapaka ny bandy, rehefa natsoiko izy de izao:

Elle: -Allo! salmo1 ve zany:?:

salmo1: -Ie..! Za ihany ity ka!... Fa misy inona:?:

Elle: -A! A! Za zao eto ambony fandriana fa marary be ny kiboko de tsy mahitatory mihintsy. amzay kou tsy afaka miteny mafy sao manaitra olona...

Tady hiverina homena bibiron ndray le zaza fa tsy mety matory
.
2. Fiffi ( 30/03/2007 05:21)
:roll:
3. fasaly ( 30/03/2007 05:33)
fiffi::-D
4. Fiffi ( 30/03/2007 09:00)
manokafa blaogy hono ry salmo fa enao mahita lazaina foana an ! :)
5. Rasiligaoma ( 30/03/2007 12:13)
letieeeeeeeee. zazabe marina le saumon ity!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0436