Samoana......
62. Samoana
(
30/03/2007 21:01)
fasaly:
dray dray dray dray tara train njay ah...
Tazanay nihaodihaody tao @ gara mihintsy twa e ! hihihi
64. Samoana
(
30/03/2007 21:05)
Niezaka ny tsy hanao blablabla ry namana isany saingy sarotra ny miala @ mahazatra e :-D! ^:^
65. fasaly
(
30/03/2007 21:19)
:-D:-D:-D:-Dmazotoa e! iza no ho afaka am mahazàtra anefa e! zay ny blem tsika rehetra:?
68. fasaly
(
30/03/2007 21:42)
euhhh! fiffi ka eo njinja tsika zao! zà io te hanena ny fandehanako ato am net sy serasera fa try mety e! ny anio toy ny omaly fona:x
69. Fiffi
(
31/03/2007 06:54)
fasaly: haretina hitovizana akia io an ! dainnn ! zah aza efa eto sahady zao klé :-D:-D:-D:-D
70. tywa68
(
31/03/2007 07:21)
fiffi : aretina fa tsy tazo :-D:-D voa mifoha d mandefa radio d mi-surf hany ka rehefa tsy mahazo connexion tena lasa kondrana :lol:
71. fasaly
(
31/03/2007 08:08)
ié! zà kou de efa eto sahady tsssssss:x:-D:-D:-D
marary saina mitry:-D:-D:-D
marary saina mitry:-D:-D:-D
72. Stretch
(
31/03/2007 08:11)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0044.gif[/IMG]
de sali fa aza rombotsa!
de sali fa aza rombotsa!
73. fasaly
(
31/03/2007 08:19)
kay kay kay kou zao ve no mahazo anjy vao maraina ry strecht tsy ho tena rahraha rahariva mifarana ny journée8-):-D:-D:-D:-D:-D
74. Stretch
(
31/03/2007 08:23)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0039.gif[/IMG]
ka miomakomana am le rapitso fa voaina tsara ny saina fa betsaka ny fandrika:P
ka miomakomana am le rapitso fa voaina tsara ny saina fa betsaka ny fandrika:P
75. fasaly
(
31/03/2007 08:28)
:roll::roll::roll::roll: hummmmmm! zà kou efa manana paika be mitry ato kan! :-D:-D:-D haiko io rapitso io fa:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$;-)
rahalina am minuit zà tounde hampiditra ny ahy:-D:-D:-D
rahalina am minuit zà tounde hampiditra ny ahy:-D:-D:-D
80. Stretch
(
31/03/2007 08:44)
za tsy mamitak'ol zany amn'io , fa efa fantako fotsiny fa efa misy miketrika be mintry any ,
mbô endry am'io fa isan'andro a efa mamitaka fôna:-P
mbô endry am'io fa isan'andro a efa mamitaka fôna:-P