fanontaniana mipetraka ho antsika rehetra ity?

21. tywa68 ( 29/03/2007 05:42)
lemenakely : azo "hiafiana" ahoana moa ? misy tia foana ireo karazany 2 ireo k ! samy manana ny anjarany e ! Rehefa tojo an'ilay tena tia, dia roboka :-D
22. soanja ( 29/03/2007 05:55)
Amiko aloha tsy misy ny normal raha ireo resaka ambony na safidy ireo.
Tokony samy hanana ny azy ny vehivavy ary samy ho faly sy hitazona tsara ny azy. Hikolokolo sy hanao izay tsy handehanan'ilay lahy any an-kafa ny vady ao an-trano. Ny lehilahy koa tokony hahalala fa tsy tian'ny vadiny izy misengy sy mijanganjanga na izay fiantso azy. Resaka tokony mazava vita ao an-tokatrano io.
Ny vehivavy mpangalatra indray dia tokony hahatsapa tena hoe tena mangalatra tokoa ve izy sa ahoana? Tsy mba misy selibatera angaha any sa vola sa inona no iarahana amin'iny vadin'olona iny? ka miankina amin'ny valin'io no anomezana tsiny azy.
ps: efa nahita aho lehilahy sambatra antokatrano satria miaraka amin'olon-kafa any ivelany sady tena tia azy ilay sipa no mifanaja ry zareo no ilay vehovavy mifanaja. Taloha izy tsy nanao izany dia voadaroka foana le ramatoa fa tsy mahafapo azy. Na mamolava mody ny trano. Nefa ny mariazy efa vita. :cry:
Mazava ho azy moa fa tsy mbola mahazatra ny any Dago ny fandehanana mamonjy marriage therapist.

23. sipagasy ( 29/03/2007 07:17)
mmhhh ny fahitako azy aloha ann dia tsy ary ao anatin'ny olona 1 na vavy io na lahy io; ny toetra tianao sy takianao anana'ny olona ho tiavina na tiavinao e!, amiko dia samy angalako sombiny izay tiako ihany ny olona miaraka amiko ka lasa mahatonga fampirafesana ve?? izany??satria izaho dia lasa mizara fitia @ ireo izany??:-P;-)
24. sakaizakely ( 29/03/2007 07:56)
lemenakely:

Raha omena anareo ny safidy dia iza no azo iafiana kokoa vehivavy iray niteraka tsy nanambady sa mangala-badin'olona ? misokatra ny adi-hevitra tompokolahy sy tompokovavy!...



ssshhhhh ! raha izaho no avela hisafidy, aleoko ihany lehilahy ka :-/
25. sakaizakely ( 29/03/2007 08:11)
TSy misy hoe hisafidy ny 1° na ny faha 2 fa rehefa tena tia dia tia dia tsy jerena ny lasan'ilay olona fa ny ho avinareo 2 miaraka no dinihina. Mety diso izy, mety sendra ny tsy fidiny indrindra raha sendra ireny lhl mpandositra adidy ireny.

Nefa hoy ny fitenenana hoe il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas. Miova daholo ny olona ary mety ho vao maika tsara aza satria ny épreuves nandalovany dia nanova sy vao maika nanatsara ny toetrany.

Ka raiso antanandroa izay tojo anao :*
26. Vahinala ( 29/03/2007 09:43)
fasaly:

normal ve zany lay miaraka am vadin'oul:?::^):^):^)



Tsy hoe normal fa misy olona tena tiany ilay izy, ary aleony aza miaraka am vadin'olona toy izay manao sipa tsotra hoe hiezaka ny hi s'engager zany, araka io lazainy patrick io hoe te hanao défi mintsy amle vady aradalana, otrany hoe mahafinaritra azy ny mieritreritra hoe manana adve izy.
Ilay miteraka ts manambady ndray moa ra safidin'ilay vhv d ts maninn satria betsaka ko ny vhv zao no manao toy izany, fa ra nitsoahany bandy kosa ndray, d le bandy mintsy no tena tssssssssss
27. poupousa ( 02/04/2007 13:41)
Amiko tsy de mitombina lôtra ilay safidy.Fa ra ny zavatra mety hitranga de mety hisy ny vhv miteraka tsy manambady hangalatra vadin'olona
28. karinah ( 02/04/2007 15:02)
patrick2002:

ny ahy aloha dia samy azoko hiafina daholo eh! ny niteraka tsy nanam-bady ,tsy fidiny ho azy ,ny nangala-padin'olona mba mitady ny anjara ho azy izy kou :lol:
Ka tsy haka ny vadin'alika koa izy fa vadin'olona ihany :-D:-D
:-D:-D:-D

hé zany izy oe mpangalatra, tsy aleko lay tsy mahay mitondra tena:-w, iza koa ny ho tia mpangalatra zany


29. pimaso ( 10/04/2007 07:23)
Raha zohiana ny tantara dia be loatra ireo vatandehilahy maty t@ ady na fahagola izany na ady lehibe eran-tany, ny antsika moa dia ny evenement 1947 no tena nahafatesana maro,
ka isika handany andro @ hoe :
- mangala-badin'olona;
- vhv niteraka tsy manam-bady;
na tianao na tsy tianao , ireo vhv ireo dia mba olombelona ari-nofo aman-dra izy, ka mba mila izany filana ara-nofo na ara-pitiavana izany,
Andrianampoinimerina aza nanana 12 vavy be izao tsy nisy kiana hatr@ izao,
dia ny 1/3 ny vhv eran-tany ve dia ho forcerna hanao masera fotsiny,
aza tia tena kosa ireo vhv manana ny vadiny fa aleo mba ho vangivangiana ihany ireo tsy manana mba ho afa pahanginana,
"Izay anie no tena hevitr'ilay hoe kapain-tsy hita fery e!"
afaka mikapa hazo maro...(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1608