Ny fitia: Lalao rabeson

1. zotiavina ( 28/03/2007 14:59)
Slt e! Iza kay no mba manana ny topnon'ilay hiran'i Lalao Rabeson hoe " Ny fitia no mampifankatia,.... o ry Lala o ry tiako, ianao no fifaliako." Tsy haiko izay tena lohateniny. De misaotra mialoha e!
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 15:06
2. pissoa ( 28/03/2007 15:05)
http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&id=711 fa efa ao amin'ny tononkira io :)
3. Fiffi ( 28/03/2007 15:06)
hummm......manja koh io hira io an ! tiako beee:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1937