Paris

1. salmo1 ( 28/03/2007 13:10)
Nijery vao2 t@ TV aho, omaly alina tao Paris nisy korotana, ny hakabetsahany mpanao korotana de olona miloko, (Miala tsiny, tsy fanakavahana olona miloko, raha miteny anzao aho).

Fa nisy inona:?: ôtrany potehandry zalahy sy zavavy ny tanàna:?::roll:


novalian'i sipagasy ny 29/03/2007 06:58
2. vale ( 28/03/2007 15:54)
hay, hitako koa iny t@ TV, tao @ Gare du Nord(paris)? toa fitiavana te hanakorontana ftsn lay izy, araka ny fazoako anazy de ol niprovôka krontana mihintsy lay izy, tsy mahagaga fa misy fona ny zana-maningana, :? :-D:-D
3. ainaheri ( 28/03/2007 17:45)
Ny tena marina d tsy nanana billet ranamana ka tratran'ny kisoa d izy ndray no nandaroka an'ly kisoa
d tsy najanon'lay kisoa ny train ra tsy tany gare du nord d mazava oazy fa raikitra tao ny rombo refa nosamborina lery!!Ny vao2 azo farany d tsy manana paps lery8O
4. vale ( 28/03/2007 18:46)
:? hay ve! :? :?
5. Fiffi ( 28/03/2007 20:07)
sady tsy nanana billet lery de tratra aloha t@ io.....de nanao attaque ry zareo rehetra tao ka nanimba zay hitany tao shhhhhhhh
avy eo indray nanontaniana paps ka lery klandy koh !
6. tynah ( 28/03/2007 20:17)
tsy nanana ticket lery nefa vosava d mbola namaly d nofelahan'lery le kisoa vavy d tonga tao gare du nord d raikitra ny rombo d ny sasany nanararaotra d nanapotika zay hitany, ilay magasin de telephone alouh d tapitra ny entana aminy eh tao mitovy am zay ilay mpivarotra kiraro de sport teo anilany. Zah nangovitra be fa tsy mbola nahita nivantana otran zany zah hatram zay.
7. vale ( 28/03/2007 20:41)
ainaheri:

Ny tena marina d tsy nanana billet ranamana ka tratran'ny kisoa d izy ndray no nandaroka an'ly kisoa
d tsy najanon'lay kisoa ny train ra tsy tany gare du nord d mazava oazy fa raikitra tao ny rombo refa nosamborina lery!!Ny vao2 azo farany d tsy manana paps lery8O
ainaheri> ary nahita an'iny anie hono retsy namany(vahiny hafa) de nanomboka ny korontana e, niaro an'lery zany,...?


8. vale ( 28/03/2007 20:44)
tynah: njy zany tena nahita nivantana, kay, kay :?
9. sipagasy ( 29/03/2007 06:58)
izay ilay hoe mamo miantso polisy e!!!!! tokony noraofina avy ireny rehetra nanao korontana ireny ka na ara dalàna aza ny paps ny dia déééégazyyyy kleeee manimba "image" fotsiny tsssss, enga anie ho lany eo i ..... hanadio tanàna fa tssss...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2711