lalao
22. Vahinala
(
28/03/2007 18:01)
:-D:-D:-D ( tsy tadidiko tsony le tohiny fa andraso alo henoina kely d tohizana aveo )
23. kelly13
(
29/03/2007 11:14)
nefa le hira refa mande nge d hay par (l)dol e, d refa eto d tapina ny dômy :-D:-D:-D
26. Stretch
(
29/03/2007 12:02)
Nandondona indroa izy e , nefa tsy nisy namaly
Saika handondona fanintelony izy
Nivoha anefa ny varavarana
Saika handondona fanintelony izy
Nivoha anefa ny varavarana
28. Stretch
(
29/03/2007 12:03)
Samary gaga anefa izy nijery ilay voasary
Voasary efa vita vaofy no nomeko azy
Nanontany azy izy e : nankaiza ny odiny ?
Be mpaniry mantsy io voasary io
Ka izay tonga ato an-trano dia mihinana ny odiny
Voasary efa vita vaofy no nomeko azy
Nanontany azy izy e : nankaiza ny odiny ?
Be mpaniry mantsy io voasary io
Ka izay tonga ato an-trano dia mihinana ny odiny
29. Stretch
(
29/03/2007 12:04)
Ny fonin' ilay voasary anefa tsy nomeko an' iza n' iza
Natokako ho anao e , ny fonin' ilay voasary an
Natokako ho anao e , ilay voasary mamy an !
Natokako ho anao e , ny fonin' ilay voasary an
Natokako ho anao e , ilay voasary mamy an !
32. sakaizakely
(
29/03/2007 12:27)
8O 8O
Ary waïnina be za nandefa dinika tary @ eritreritra mandalo tary mikasika an'io hira io, tsy hitako ity dinika ity talohan'ny nanaovako azy
Kisendrasendra marina :P
Dia n'inn ary no tsara, ilay mbola mamaofy voasary sa ilay tonga dia mamantambonona voasary efa vita vaofy ?

33. kelly13
(
29/03/2007 12:33)
aleoko mamatambonona hihihi, sady za tena tsy tia mamôfy voasary fa miditra any anaty hohoko dol le izy d mahakrizy :°)
ary aza avalana le hira ary ry stretch an :-D:-D
ary aza avalana le hira ary ry stretch an :-D:-D