Aza mitsara

21. cutie ( 28/03/2007 22:16)
Tadidio anefa fa io fitsikerana io de tena ilaina satria tsy misy ny olona tongalafatra....@ fomba ahoana moh no hanatsara ny zavatra raha tsy misy ny fitsikerana ? fa tsy tokony ho raisina foana hoe "mitsara" zany !

ataovy am-pitiavana aza le fitsikerana e :-D
22. cutie ( 28/03/2007 22:17)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 28-03-2007 08:38:46
Lohateny : Re : Aza mitsara
cutie, pisoa> Tsy hanamarin-tena aho satria izaho tsy mandah fahatany Ary izaho koa tsy mbola nisakana olona mihitsy hoe "aza mitsara" satria ilaiko araka io nambaran'i Fiffi io ilay tsikera

nisy niprovok anao nga teo :-D:-D:-D:-D
23. xxx ( 29/03/2007 08:03)
Lasa victime ary i Laza ny anareo , izy ihany io nefa no mametraka sujet :-D
24. LazaDaddy ( 29/03/2007 10:55)
xxx> tsy mahatsiaro victime mihitsy aho raha tsy hoe misy mahatsiaro ho "manenjika" angaha:)

efa fantatro hatrany am-boalohany io sujet io matoa napetrako ka:)
25. Rainikarabo ( 29/03/2007 11:21)
Marina ilay voalazan'i Rasiligaoma etsy ambony.
26. xxx ( 29/03/2007 11:32)
zay le mahay mila pà zay tena tsssss
27. ikaretsaka ( 29/03/2007 11:43)
XXX> Rainikarabo>Rasiligaoma>cutie> Ao zany!:wink:
28. princesseN ( 29/03/2007 12:49)
ny olona ono an! tsy mataty zany hoe tsikera zany ,jereo fa nareo àry de efa manamarina an'izany ! :wink:
29. Fiffi ( 29/03/2007 18:34)
cutie:
ataovy am-pitiavana aza le fitsikerana e :-D
heu....ny tsikera rehetra ange ka am-pitiavana daholo no hanaovana azy eh ! fa anjaran'ny tsirairay no mandray azy hoe tsara io sa ratsy ?

Saingy ny zava-misy de io tsikera io de raisina ho ratsy foana .....fa maninona ? zay no nolazaiko tery ambony hoe "mbola betsaka ny zavatra tsy tantin'ny sain'olombelona"............


30. Zina ( 29/03/2007 19:19)
....ny tsikera rehetra ange ka am-pitiavana daholo no hanaovana azy eh ! fa anjaran'ny tsirairay no mandray azy hoe tsara io sa ratsy


Zany mihitsy...fiffi:-*
31. cutie ( 29/03/2007 22:05)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 29-03-2007 20:34:56
Lohateny : Re : Aza mitsara
Hoy i cutie:
ataovy am-pitiavana aza le fitsikerana e
heu....ny tsikera rehetra ange ka am-pitiavana daholo no hanaovana azy eh ! fa anjaran'ny tsirairay no mandray azy hoe tsara io sa ratsy ?

tsy mahita an'zany za :-D
32. ikaretsaka ( 30/03/2007 02:05)
ka izay> raha vao hoe mitsikera ilay olona de hoe manenjika foana izay dia tsy vakiana ny resany..nefa ange misy mitombina ireny tsikera ireny e.. ny ahy aloha vakiako tsara e..
33. Fiffi ( 30/03/2007 05:27)
cutie:
tsy mahita an'zany za :-D
cutie: satria raisindry ratsy le izy.....zah zao ohatra hoe mitsikera andry satria ndry mi-:-D:-D foana fa tsy manome ny hevitr-ndry.....de raisindry ratsy le izy nefa raha ohatra ka norasindry tsara le izy de niheritreritra ndry hoe "matoa Fiffi nitsikera anaha t@ io de misy antony ao , heu....sao de tokony lazaiko aloha le nampi-:-D:-D anaha alohan'ny heritreretako azy hoe ratsy io ? (ohatra io sao de tezitra eo an !)


34. cutie ( 30/03/2007 10:33)
tsy zany ka:-D
35. cutie ( 30/03/2007 10:39)
fiffi
tsy zay mitsy no tiako lazaina @ le we ataovy am-pitiavana.
Tsy midika zany akory we misy tsikera tsara de misy tsikera ratsy. Ary za tsy tonga de mandray we tsikera ratsy foana refa misy mitsikera ahy. Sady tsy mandeha ilany daholo koa nge ny tsikera ato e :lol:
i zina sy kiranil ihany zao no hitako manao an'le tsikera tiako lazaina eo ambony io :lol:
36. Fiffi ( 30/03/2007 18:16)
cutie:

Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 29-03-2007 20:34:56
Lohateny : Re : Aza mitsara
Hoy i cutie:
ataovy am-pitiavana aza le fitsikerana e
heu....ny tsikera rehetra ange ka am-pitiavana daholo no hanaovana azy eh ! fa anjaran'ny tsirairay no mandray azy hoe tsara io sa ratsy ?

tsy mahita an'zany za :-D
cutie: ka io no nolazaindry de io no nahatonga ahy niteny an'io an !


37. prime ( 03/04/2007 11:47)
LD> Sarotra ity iray ity... satria samy hanao an'io 2 io daholo... dia hanao hoe "mety mihitsy ny nataoko fa ny hafa foana no diso..."

Mbola misy fitsaràna iray tena manahirana koa matetika miseho eto, dia ilay raha vao misy hevitra ankapobeny ambara (indrindra izay voalazan'ny soratra masina) dia tsy vakiana tsara akory ary tsy raisina akory aza ilay teny hoe ho ahy sy fitiavana ahy izany fa tonga dia ilay hoe, "iza no miteny azy?" dia avy eo tonga dia tsaraina araka ilay fihaviana, na fiangonana , na finoana ilay olona nitondra ilay teny... tsy ilay tenin'Andriamanitra no raisina avy hatrany fa lany andro mijery olona aloha...

Io no mbola mahasarotra ny atao hoe "mibebaka", "miaiky heloka"...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081