lasa2 saina oa eh!

1. bloumpe ( 27/03/2007 10:14)
:-w:-w:-wd zany fôna eh!mety oe malahelo nefa tsy zany fa tsy fantatre!
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 11:13
2. Stretch ( 27/03/2007 10:16)
inn ty nahazo ?
3. booboo ( 27/03/2007 10:19)
Bloumpe > ratsy be zany :°). avy teo dé hanoratra tononkalo koa dia hamono tena ny farany :°):°)...f'hita fa ny ankamaroan'ny mpanoratra tononkalo mamono tena aby avy teo kouh :°):°):°):°)...JJR zao anisany :-D
4. simplex ( 27/03/2007 10:29)
marary orona ?
5. bloumpe ( 27/03/2007 10:36)
ka tsy fantra mintsy ange le nahazo eh! zay le olana nko!:(marina mafy e!
6. Fiffi ( 27/03/2007 10:50)
nga i bloumpe mpanoratra tononkalo ? heu....ny mombamomba anao manko toa mbola tsy nofenohinao...

heu...sao de mi-déprime zany ? :roll:
7. kelly13 ( 27/03/2007 11:17)
mila mijery psy zany :°)
8. Vahinala ( 27/03/2007 11:35)
bloumpe > Aiza koa d lasa2 saina hoazy zany fa mety tsy maintsy mis antony foana ko ! Eritrereto tsara alo e !
9. bloumpe ( 27/03/2007 13:13)
a a a! tsy mpanoratra zany za nko!fa lasa saina oa fa mba mahagaga iany !:(:(:(tena marina anie zany ry reto eh!
10. Vahinala ( 27/03/2007 13:19)
Ka ianao mintsy ko ty no to maha lasa saina ko !:lol::lol:
11. booboo ( 27/03/2007 13:28)
Bloumpe > :-D enao talafatsaka be kay no mampa lasa saina anao kouh... @ lé truc nahatonga ny poeta hanoratra tononkalo mihitsy zany mahazo anao zany fa mailo :°):°).

Vazivazy zany sao misy mandray an-tendrony ny lazaiko eo ndray hihihihihihihihihihi
12. Fiffi ( 27/03/2007 14:20)
ka sao de déprime hoa zany ?
13. nikopol ( 27/03/2007 14:55)
bloumpe mis mis fotoann ohatr'zzzzay
14. Stretch ( 27/03/2007 16:29)
lazao azy tsara mintsy ry niko a !
le mapatonga manokatra dinika ts'ita fototra ôtran'io.
tsy lohany tsy fitombenany tsy atenatenany fa ôtrany oentiny makany makany . . . de avy eo lasany.
miverena iany nefa fa tsy ampy namana ny eto :°)
15. Fiffi ( 27/03/2007 17:29)
mahagaga anaha zao an !
16. xxx ( 27/03/2007 18:20)
pause hirahira aloha http://www.dailymotion.com/related/952855/video/xiuzt_tempo-gaigy-fidel-be-za/1
17. Fiffi ( 27/03/2007 20:02)
misaotra nizara .....:)
18. bloumpe ( 28/03/2007 06:14)
merci fa efa tsy lasa saina intsony e!d misaotra t@ le pause ina mo e?café sa ca ....=))=))=))eh!mananiany za an sô d tezitra eo!
19. Fiffi ( 28/03/2007 11:13)
café kah ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0941