tononkira
1. kitika6
(
27/03/2007 07:06)
Mba mitady ny tonon'nireto hira roa ireto svp:Iao de Rossy,Lambahoany de Rossy. Misaotra mialoha e.
2. Fiffi
(
27/03/2007 07:11)
tena io ve ny titra ? sao de ato hiany ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=16
3. kitika6
(
27/03/2007 08:08)
ireo angamba alo no tena izy e. tsy tao anaty lisitra iny ilay izy.
4. Fiffi
(
27/03/2007 10:54)
heu...mba nitady hiany aloha zah fa tsy nahita an !
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0532