namidin'ny pdg

1. bazylou ( 26/03/2007 22:42)
varo boba ary anataony opa i Madagasikara iray vohitra ary nataony ambongadiny daholo ny fananan'ny olona ka lafony 16 000 0000 000 ar i Madagsikara sy ny mponiny, ilay confirmation fotsiny sisa no aatao amin'ny avrila dia i afrika atsimo sy ny alemana no mibata ny omby mifaha....
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 20:42
2. Fiffi ( 27/03/2007 05:19)
heu.....tandritandremo hiany ny zavatra lazainao ry bazylou an ! ary hasio fahamarinana fa ahazo angano @ zao enao an !
3. kelly13 ( 27/03/2007 07:54)
asio lien iaraha-mijery oooo
4. Fiffi ( 27/03/2007 09:50)
iƩ!
5. bazylou ( 27/03/2007 14:54)
matahoatra mafy angaha ianareo fa voalazako ny marina??:-D:-D:-P
6. kelly13 ( 27/03/2007 15:14)
tsisy oe atahorana zany ry bazylou fa mba mangataka ny lien fotsiny a, d mba alefaso aza e
7. xxx ( 27/03/2007 18:13)
bazylou:

varo boba ary anataony opa i Madagasikara iray vohitra ary nataony ambongadiny daholo ny fananan'ny olona ka lafony 16 000 0000 000 ar i Madagsikara sy ny mponiny, ilay confirmation fotsiny sisa no aatao amin'ny avrila dia i afrika atsimo sy ny alemana no mibata ny omby mifaha....



aiza ny porofo????????????:twisted:, ra tsisy porofo aza mirediredy foana tahaka ny mamotoka fa tsss:-D:-D:-D:b:-@ Fa an'iza hoy ianao i Madagasikara ko no hafaka ny hividy azy ny firenena hafa???? Mirediredy tsssss
8. Fiffi ( 27/03/2007 20:42)
aiza ny source eeeeehhhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439