vaovao azo farany
1. salopard
(
26/03/2007 11:30)
Ny metisy merina sy metisy côtier (tsy côtier pur sy tsy merina pur ) dia tsy mahazo milataka ho fidiana koa.
Ny antananarivo metisy karana sy sinoa,sy vazaha sy comorien sy italiana, sy... dia hanao 70% na 80% na izany aza.
allez tananarive 70% comme tu le sé faire, les yeux bandés. tu t'en fous , tu fé 70% ou 80% c tout.
tsy ampy dôzy aloha ry zoky isany a+
sniff, sniff......

novalian'i fijo ny 28/03/2007 22:53
2. Fiffi
(
26/03/2007 12:15)
salopard::roll::roll::roll:
Ny metisy merina sy metisy côtier (tsy côtier pur sy tsy merina pur ) dia tsy mahazo milataka ho fidiana koa.
3. simplex
(
26/03/2007 12:41)
ary ny an'lery io foana no zizoiny an :roll: mety tsy lany match nga toi ra lany ny eny? :°):roll::@
4. HESHA
(
26/03/2007 13:41)
misy diso le tsipelina o :lol::lol::lol:
fa misy marina kosa alou le voalaza, satria misy ny ankabeazan mpiara miasa amiko zao de mahita fa ts mety zany satria efa be metisy eto amintsika, de iza zany sisa no azo fidiana ? mihavitsy
de ny maro anisa hifidy ndray zany no hametraka ny olana avy eo, ...
resaka discrimination kosa io amiko satria iza mou le firenena any amerika latina le teratany indiana no lany ho filohany, inn no maharatsy izany zao ? ka tsitako zay tokony ampidirana izany ao anatin ny "constit" satria manome vahana hifidy ny TSIA eo fotsiny

5. simplex
(
26/03/2007 14:25)
k efa we na metisy aza, refa manana zom-pirenena ny dadany sy ny neniny tsy koi. Izany hoe ra vazah ny dadany ohatra na ny neniny @ rany, ra mipetraka any Dago (elaela) izy d afaka manana zom-pirenena malagasy. D efa azo fidiana izay. 40 ans vao mahazo fidiana an, zany hoe na efa 30 ans aza le bandy vao mifindra any Dago ny RAD-ny tsy koi ;-) Refa vazah tsy miraika @ zany mou izy d aleo ny zanany tsy ho azo fidiana any. :°):-P8)
Fa le hoe zaza sary zao no mety ho tena blem. Na izany aza afaka misy manangana kou izy ra zay no tena olana :) ampiasaina doly ny coco refa vonona ny hilatsaka e. ;-)
Fa hono wa, i HESHA nga metisy? :) le "constit" manko no tena tiako ho fantatra :P

6. maditra
(
26/03/2007 15:01)
alopard> Aza adino ilay "S" amin'ny milatsaka fa miova be ny hevitr'ilay mot! Vakio moa ny zavatra nosoratan'la e!
7. Jokera
(
26/03/2007 15:45)
Na ho lany ary ny eny dia tsy hahasakana ireo metisy izay manana fahafahana hilatsaka hofidiana ( prezidant de la republique na hafa)
raha izay olo-tokana.
F'inona no eritreretin'ilay filoha. i mavoloha sy ambotsirohitra no azy fa i madagasikara any malagasy rehetra na metisy io na pur sang.
Na ho lany ary ny lalam-panorena vaovao dia tsy haharitra raha ny momba io resaka metisy io.
Lalam-panorenana io azo ovaina tahaka izao fanovana misy izao ary raha "ségrégation raciale" izany toe-tsain'olona efa nilaozany toe-tr'andro.Sao adinony ary fa efa taona faha-21 izao efA fanontotoloana, fiombonambe, firaisambe no terme à la mode.
C'est régrétable de voir une personnalité ,comme lui,aussi charismatique mais dépassé par son temps et les événement quand même...

10. simplex
(
26/03/2007 15:57)
le "S" manjavona no tena nimehezako fa tsy le kozin'i Jokera an.
le tsia manko lasa tia, latsaka be za ;-):-D8)8)

12. eprom
(
28/03/2007 09:23)
Tout candidat aux fonctions de Président de la République doit être de nationalité Malagasy d’origine par le père et la mère
Simplex> Tsy de mahay tena frantsay loatra aho fa raha ny fahazoako an'izao de tokony hoe mizaka ny zom-pirenena malagasy avokoa ny RAD teo @ ampiterahana na farafahatarany teo ampangalana karapanondro. Raha efa 30 taona manko izy vao lasa malagasy ny rainy na reniny de efa tsy dôrizinina intsony izany. Izany hoe fony izy nisafidy ny ho malagasy ( fony 18 taona) de tsy feno le hoe "par le père ET la mère.

13. fijo
(
28/03/2007 22:53)
HESHA aza afangaro ny resaka;ilay tianao lazaina hoe teratany indiana io,tsy hoe karana,fa ireo indiana ilay tena tompontany tany.