fanja1
21. colar
(
27/03/2007 21:18)
i fanja 1 no namako 1 tato am serasera,nampianatra ana zavtra betsaka teto,misy sariny nalefany aty amiko saingy tsy haiko we izy marina v,tsita tsony izy ela b,nifampiphone zay tany paris saingy tsy nihaona,tsara b ny feony,saingy indrisy fa ny feony fotsiny no henoko fa tsy mbola itako izy,fa na ny feony fotsiny aza no reko d azoko antsaina fa ol mihaja b izy sady manja b angamba,zay ny momba azy ho an zay tsy mahalala,tsita tsony izy fa angamba efa nanambady de sahirana,de zay e
23. Stretch
(
02/04/2007 21:12)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Surpris/100A57%7E19.GIF[/IMG]
colar> tena nitan jiro fotsiny za am zany romantika be zany an !
kiiiii ! tena tsy nino a we tsisy tohiny klé.
colar> tena nitan jiro fotsiny za am zany romantika be zany an !
kiiiii ! tena tsy nino a we tsisy tohiny klé.
24. karinah
(
02/04/2007 22:30)
totofy::lol:totofy, ary toi koa ela be tsy ita an!!!
hay veuu, tsy fantatro ... tsara ngéh refa cool é ...
bonaniv' FANJA1, manimanina ny dinika mafana talou zay akia a, ...santé, longue vie, bonhuer........:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
