JJR
21. soanja
(
29/03/2007 05:59)
ikaretsaka:
ny akamaroan'ny olona manko rehefa lasa miakatra loatra izay ny sainy sy ny fanahiny .. dia manadino indraindray hoe mbola ao anaty society ange no misy azy e!
Io tokoa de be dia be an. Balance ihany no ahitana ny marina amin'ity fiainana ity e.
23. soanja
(
31/03/2007 23:33)
cutie:
soanja
afaka ny olombelona
fa afaka anaty io ( Fanahy). Raha we ndry irery ( na olona irery) de mety tokoa, fa tsy maintsy jerena ihany ny fiaraha monina iainan-jy .
Sambatra izay afaka nanala ny fitiavan-tenany (Ego)... Ireo izay nahatratra ny fitoniana (Peace)... Ary ireo izay nahita ny Fahamarinana (The Truth)"
Ny Fahamarinana ihany no hanome anao Fahafahana (Freedom). Manana izany fahafahana izany isika olombelona raha hiantsika ny mikatsaka ny tsara indrindra eo amin'ny fiainana dia Andriamanitra Iray Tsy Toha.
Marina mitsy io , fa io le ao anatin-jy:lol:
Ilay teny fanalahidy eto ry Cutie dia ilay hoe:"N'aiza n'aiza". Rehefa mamelabelatra an'io njy de raisina tsotsotra hoe ny vatana sy ny fiarahamonina, ary ny fanahy sy ny fiarahamonina.
De eo manomboka ny resaka. :-*:-*:-*:-*
24. ikaretsaka
(
01/04/2007 02:40)
ka @ izao aloha....
io n'aina n'aiza" io
io fahamarinana e..peace e..ego io....
tratran'ilay fiaraha monina foana eee
io n'aina n'aiza" io
io fahamarinana e..peace e..ego io....
tratran'ilay fiaraha monina foana eee
25. soanja
(
01/04/2007 06:16)
ikaretsaka:
ka @ izao aloha....
io n'aina n'aiza" io
io fahamarinana e..peace e..ego io....
tratran'ilay fiaraha monina foana eee
:-D:-D:-D Voan'ny le fiarahamonina fona e! Ntsss tsy rariny mihitsiny e! Io mamely io! Tsisy breaky.:-P
26. cutie
(
01/04/2007 23:52)
soanaj
mitovy @ le forum nataon-jy ary io ihany io
le fiaraha monina tsy afaka mamela an-jy ho libre hanao ze tian-jy atao ( le hanaraka azy io :wink:)
mitovy @ le forum nataon-jy ary io ihany io
le fiaraha monina tsy afaka mamela an-jy ho libre hanao ze tian-jy atao ( le hanaraka azy io :wink:)
27. cutie
(
01/04/2007 23:53)
soanja
mitovy @ le forum nataon-jy ary io ihany io
le fiaraha monina tsy afaka mamela an-jy ho libre hanao ze tian-jy atao ( le hanaraka azy io )
mitovy @ le forum nataon-jy ary io ihany io
le fiaraha monina tsy afaka mamela an-jy ho libre hanao ze tian-jy atao ( le hanaraka azy io )
28. soanja
(
02/04/2007 02:52)
cutie:
soanja
mitovy @ le forum nataon-jy ary io ihany io
le fiaraha monina tsy afaka mamela an-jy ho libre hanao ze tian-jy atao ( le hanaraka azy io )
Aiza izay forum izay ry Cutie? Ny fiarahamonina aloha tsy hoe tsy mamela andry hanao izay tiandry hatao. Fa izy kosa tsy hamela andry hanimba/hanapotika/hisakana ny zon'ny hafa. Tsy mitovy mantsy ireo. Afaka manapa-kevitra aho fa tsy hiaina ety amin'ny societe fa hiaina irery any anala. Tsy hisy hisakana anao tsy hanao izany fa a condition que ny ala onenanao dia anao ary malalaka ianao manao izay tianao atao ao anatiny afa tsy ny fambolena rongony sy ny fanimbana ny ala ka doroana mety hihanaka amin'ny hafa.
Zany hoe ny fiarahamonina dia "tokony hiahy ny ho amin'ny tombotsoanao hatrany". Fa raha resaka ankoatr'io, ohatra hoe toetsaina sns dia tsy mahasakana izany ny fiarahamonina. Raha toa ianao ka te ho AT na Racists na mpankahala biby sns dia tsy hahasakana izany ny firahamonina fa afaka mitia izany ao anatinao ianao, ao an'eritreritra. Fa ny hoe hi-act an'iny kosa dia zavatra hafa indray satria manosy ny zon'ny hafa ianao raha manao izany.
29. cutie
(
02/04/2007 03:14)
Aiza izay forum izay ry Cutie?
ary @ forum fitiavana ary ka
sa za no tsy mahazo resaka:lol:
samihafa koa ny we afaka hanao ze tian-jy atao njy sy ny we olona afaka:lol:
le olona afaka lazain-jy ary ambony ary manko , le eken-jy we afaka (JJR), no tsy ekeko , raha mbola eto an-tany koa, tsy haiko ny any ankoatra :-D
