insemination artificielle

1. xxx ( 23/03/2007 14:23)
mba ampio ry reto an! ny insemination artificielle ve !tena mipetraka tokoa sa mety misy fiantraikany @ vatana mba valio raha azo atao
misaotra
novalian'i xxx ny 23/03/2007 18:28
2. xxx ( 23/03/2007 14:45)
tsy misy olana mihitsy io raha ny fahafantarako azy fa aleo ny hafa no hamaly angaha.
3. sipagasy ( 23/03/2007 16:22)
tsy aleonao kokoa ve manantona mpitsabo???
4. Ralay ( 23/03/2007 16:34)
Tsy misy olana io fa mety tsy mandaitra @ voalohany fa mila mamerina.Mety ho indroa na intelo vao mipetraka.
Mavesatra ihany anefa ny traitement atao satria mila stimulena ny ovule-nao ho masaka tsara.Raha mazoto sy te hahazo zaza ianao dia tsy maintsy mihafy. Tsy misy fiantraikany @ vatana fa otran'ny vhv rehetra bevoka ireny ihany ianao rehefa mipetraka ilay izy.
Mahereza e.
5. xxx ( 23/03/2007 18:28)
misaotra ry reto an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1005