salut daholo!!!!!!!!!! tena tiako be mihintsy aloha lé pazzapa3 nade tsy itako ary fa ny cd any fotsiny no hitako tene mamporisika ana mihintsy anao pazzapa aminy eritaona ka tena i tenté chance aminy io ao aminy eritaona raha tonga any amadagascar ihany,izao mantsy aty a france ke lavidavitra ihany